tao trano

1. mariahr507 ( 14/12/2019 21:00)
Salama tompoko!
mba hanotany ho an'izay mahalala:
- raha mikasa hanao trano kay dia inona no taratasy tokony hatao?
- biriky firy no mety hahavita trano iray mirefy 10m2(10 metre carrée)
- ny hazo tokony ho ilaina, ny tafo
- zany hoe bugjet hoatrinona io trano iray
Misaotra indrindra ho an'izay mamaly dia mba mangataka valiny azafady

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3472