charminggirl5 - 11/05/2020 05:10
|
![]() Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany: http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/ My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany: https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour Bon courage daholo! |