salama daholo!ianareo ato ve efa nisy voan'ilay ma...

1. new_rff2020 ( 30/04/2020 13:37)
salama daholo!ianareo ato ve efa nisy voan'ilay marary ao am faladiantongotra iny, indrindra eo @ talon rehefa le mifoha maraina iny no tena mitranga ilay izy? D inona no mety mahatonga an'iny sy ny mety ho fitsaboana azy.misaotra mialoha ho an'izay afaka mamaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.8102