charminggirl5 - 02/05/2020 06:53
|
![]() Voici les articles en question (comme vous pouvez le voir, ils sont en Français (Quebec) vu que peu de personnes à Mada parlent l’Anglais (raison pour laquelle je opté moins pour des articles Néo-zélandais ou australiens) http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2020/04/28/le-covid-19-articles-interessants/ |
rhaj0 - 02/05/2020 14:01
|
![]() Toa efa t@ Zanvie no izany ny resakany, fa niova kely indray ny feon-dokanga tato ho ato: Tsara ny manasa tanana (Foana). Fa ilaina koa ny mitondra Maska. Ny Maska dia - ekena fa TSY miaro anao 100% (fa mety 60%) tsy hidiran'ny Coronavirus rahefa miaina - fa kosa, manakana ny fiparitahan'ny Coronavirus, raha ianao ilay voany. Izay no zava-dehibe. TSY manampy manaparitaka virus ianao. Dia marina koa fa manome "faux sens de securite", satria ianao mihevitra fa voa-aro, nefa mety 60% na latsaka no fiarovana azonao. Mbola misisika i Coronavirus rahefa mandalo rivotra vonto virus ianao. Toa izany koa ny aro-tanana (gants), manome fauz sens de securite. Feno virus ilay aro-tananao, dia iny ihany anefa no anindrintsindrinao ny telefaoninao, ary dia nofenoinao virus koa ny telefaoninao. RAha tsy manao aro-tanana ianao nefa, dia mitandrina - tsy mikitikitika zavatra feno virus eny an-dalana - manasa tanana matetika. Sady @ izay koa anie, ilay virus eo @ aro-tanana (plastika na lamba) dia tavela eo elaela noho ilay izy eo @ tananao. |