charminggirl5:
Coronavirus : mieux vaut se laver les mains que porter un masque, disent les experts.
Toa efa t@ Zanvie no izany ny resakany, fa niova kely indray ny feon-dokanga tato ho ato:
Tsara ny manasa tanana (Foana). Fa
ilaina koa ny mitondra Maska.
Ny Maska dia
- ekena fa TSY miaro anao 100% (fa mety 60%) tsy hidiran'ny Coronavirus rahefa miaina
- fa kosa, manakana ny fiparitahan'ny Coronavirus, raha ianao ilay voany.
Izay no zava-dehibe. TSY manampy manaparitaka virus ianao.
Dia marina koa fa manome "faux sens de securite", satria ianao mihevitra fa voa-aro, nefa mety 60% na latsaka no fiarovana azonao. Mbola misisika i Coronavirus rahefa mandalo rivotra vonto virus ianao.
Toa izany koa ny aro-tanana (gants), manome fauz sens de securite. Feno virus ilay aro-tananao, dia iny ihany anefa no anindrintsindrinao ny telefaoninao, ary dia nofenoinao virus koa ny telefaoninao.
RAha tsy manao aro-tanana ianao nefa, dia mitandrina
- tsy mikitikitika zavatra feno virus eny an-dalana
- manasa tanana matetika.
Sady @ izay koa anie, ilay virus eo @ aro-tanana (plastika na lamba) dia tavela eo elaela noho ilay izy eo @ tananao.