efa akaiky tokoa ny.andro farany ef @ vanimpotoana ny tombo kase faha4 isika.@zao k mila miverina Atra tena.izy marina.isika

41. rhaj0 ( 08/06/2020 13:10)
Mbo sampona koa anie ity Jakoba-nao izany ry RBNIR eee... hoe rehefa "diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra".

Fa mety marina tokoany izany an... i RBNIR ohatra, ilay maraina-naha-tara-azy-t@-HRNRN iny, dia "mamobe", fa avy nisotro sy nirevy be ny omaliny.

ka meloka "mamo" i RBNIR, izany hoe, arak'i Jakoba, meloka "nangala-badin'olona" koa i RBNIR, dia meloka "naniratsira r-a-d".

Bravo RBNIR... tena henjana beuh 'le RBNIR 'ty kay :-)


F'avelao ny Zaza Midrou mba hiteny ee...
Avelao ny Zaza hanantona (@ dikany mihantona) an'Azy :-)
42. RBNIR ( 09/06/2020 06:27)
ity koa mbola ohatra iray hafa 1+1 = 1 fa tsy 2

« Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa. (Gen. 2. 24)? » (Matio 19:5)

:-) ka tsy misy diso re ao ry rhaj0 fa mila takarina fotsiny a! (raha takatrao :-)



43. rhaj0 ( 09/06/2020 11:50)
Toa Poezia fotsiny re ireo resa-Baiboly ireo ry RBNIR, fa TSISY fitombenany @ fiainana velona aa...

Rehefa hozy i Rabearivelo hoe, Ny Foko Dia Fasan'Akoho.. dia hihorakoraka be koa izany ny vanton-jaza toa an'i RBNIR ny @ io..


Asa mihintsy ho'a hoe, mbo IZA, O Iza IZa, Iza amina saina matotra no mandray poezia sy io Baiboly io ara-baki-teny..
Ny kristiana fanatika toa RBNIR? ntsss... 'le RBNIR 'ty ho'a tena tsss...



44. RBNIR ( 11/06/2020 12:22)
rhaj0:

Ny kristiana fanatika toa RBNIR? ntsss... 'le RBNIR 'ty ho'a tena tsss...

satria v mino ny marina dia lazaina fa fanatika? :-)
45. RBNIR ( 11/06/2020 12:40)
izay ngeh ilay fampianarana tsy misy kilema rhaj0 e!
fampianarana avy any an-danitra (raisina mivantana avy amin'i Andriamanitra tsy misy mpanelanelana...

« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jaona 7:16)

Tsy azo ampiana ary tsy azo anesorana io fampianarana io...

« Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. » (Deotoronomia 4:2)


« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apokalypsy 22:18)
« ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. » (Apokalypsy 22:19)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1359