Application Tononkira malagasy sur android tsy mety misokatra intsony

1. Dreamlover14 ( 07/03/2022 20:27)
Tsapa ho mi=planter foana ny application Tononkira serasera @ finday, efa nandramako no-désinstaller-na dia no-réinstaller-na fa tsy miova fa vao kitihana dia mikatona avy hatrany foana. Inona ny olana ?
novalian'i hery ny 08/03/2022 22:21
2. hery ( 08/03/2022 22:21)
Mampiasa android firy ianao?

Misy miteny hoe amin'ny Android 12 tsy mety fa vao hojereko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2162