ny halavany.

1. ibey ( 25/08/2021 14:06)
Nataoko iany ny tsy antany fa manitikitika ahy ilay izy.
Raha mijery ny moyenne longeur penis @ internet aho dia mahita fa eo @ 13 cm eo ny halavany.
nefa an'drizareo mena sofina anefa izay.
ka eto tena tiko anontanina oe mety sahalan'io ko ve ny an'ny Malagasy?
Mba liana moa ny tena ka nandrefy mintsy fa toa latsaka 1 cm @ io ny ahy. ka mba afantatra ny moyenne ny atsika aho eto.
marihiko fa en erection (mihenjana) daholo ny refy noteneniko teo.
novalian'i MyhAndry ny 27/12/2021 03:30
2. MyhAndry ( 27/12/2021 03:30)
????????Ny antsika malagasy toa miovaova ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349