Liste des messages

Liste des messages, inserés par tiavanafi, par ordre de date
tiavanafi ( 14/07/2023 14:21)
Mila hevitra @ fanangananna trano
Bonjour daholy,  Saika mba agnontany za manana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola  tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokota... suite
répondu par Shawowning le 30/12/2024 07:25
tiavanafi ( 14/07/2023 14:21)
Mila hevitra @ fanangananna trano
Bonjour daholy,  Saika mba agnontany za mana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola  tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokotani... suite
tiavanafi ( 19/09/2016 12:36)
misy association tokony hanampy ahy ve eto France ?
Bjr daoly ndray ry namana misotra anareo sahady @ torohevitra Za vao tsy ela aty a France sépare @ vadiko izy tsy afaka manampy ahy arabola za zao mipetraka aty @ tranoninamako 5 mois zay no nahat... suite
répondu par booboo le 27/09/2016 08:23
tiavanafi ( 22/09/2014 17:59)
mitady site balle friperie
Mitady site mba azo antok ani frantsa sao mba misy mahalala ato Icomandina ball friperie aty Mayotte Svp merci !... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 03:34
tiavanafi ( 03/01/2014 13:48)
mahatsapa diso za nefa inona no mba vahaolana e ?
Bjr , bonne annee doly tsika rehetra Tsy izany re fa very hevitra irery aty antaninolona ka lasa manaonao fona , lasa nitrompe ani vadiko za nefa tsy sitrapoko noho ny antony maro voalohany Tsy amp... suite
répondu par tiavanafi le 19/09/2016 12:43
tiavanafi ( 09/06/2013 10:21)
fa maninona kay règle mandeha aloha be fona tsy ary mba nisy daty fixe
bjr dia misaotra sahady @ pamaly hafatra; fa maninona anga no mahatonga ny règlako tsary mba mandeha ara-pitaona mihintsy atraminizay fa tonga aloha be fona ? ... suite
répondu par randria67 le 26/08/2013 17:38
tiavanafi ( 11/11/2012 16:31)
ahoana no ataoko azahoan'y vadiko nationalité malagasy ?
bjr daholo ry namana mahafinaritra isany, saika mba anotany raha misy hevitra azo anampina anay é !!!!!!!!!! mba te ahazo nationalité malagasy ny vadiko mety ho possible ve ? dia ahona no atao ? sao... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 09:06
tiavanafi ( 08/11/2012 13:35)
efa te hananjanaka nefa tsy mety mahazo
miarahaba ny namana rehetra saika mba itady hevitra kely re raha misy manana anampina anay fa mba te ananjanaka mafy mihintsy fa dia mbola tsy mety mahazo é ! za zao 25 taona telo taona niraisako tr... suite
répondu par fiphie le 07/12/2012 14:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076