ahoana no ataoko azahoan'y vadiko nationalité malagasy ?

1. tiavanafi ( 11/11/2012 16:31)
bjr daholo ry namana mahafinaritra isany,
saika mba anotany raha misy hevitra azo anampina anay é !!!!!!!!!!
mba te ahazo nationalité malagasy ny vadiko mety ho possible ve ? dia ahona no atao ? sao de mba misy mahalala.
misaotra mialoha
2. hery ( 13/11/2012 07:40)
Ianao gasy dia izy vazaha? Fa tsy tokony ho mandeha ho azy ve ny nationalité raha mangataka raha tena mpivady ara-dalàna ianareo?
3. mirananirina ( 30/11/2012 11:54)
Raha mivady ara_dalana ianareo dia mahazo mangataka izy fa betsaka ihany ny zvt atao sy karakaraina no sady mamilafila be isika gasy @ délai hanaovana azy!
4. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 09:06)
Ny tsolotra r'ise mbola ts foana hatrany am fokontany ka hatrany am primature a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.136