misy association tokony hanampy ahy ve eto France ?

1. tiavanafi ( 19/09/2016 12:36)
Bjr daoly ndray ry namana
misotra anareo sahady @ torohevitra

Za vao tsy ela aty a France sépare @ vadiko izy tsy afaka manampy ahy arabola za zao mipetraka aty @ tranoninamako 5 mois zay no nahatongavako teto fa za taloha tany la reunion.... te anao formation aide soignante za mba ahazoako asa sady koa mila trano ipetrahako pendant ny formation za zao mety ahazo chômage kely noho ny asa nataoko taloha fa tsy avitako Manoufa trano ... mba te hitaraina za Sao mba mahazo fanampina fa tsy fantako hoe aiza no tokony andehanako.... Je veux men sortir mais je ne sais pas comment faire pour obtenir l'aide financière . Misaotra
novalian'i booboo ny 27/09/2016 08:23
2. hery ( 21/09/2016 05:10)
Maninona raha sady mitady asa kely ihany aloha? Manangona kely amin'ny petits boulots hanohanana ilay formation eritreretina.
3. booboo ( 26/09/2016 15:47)
Ankoatra io voalaza io ambony io, manàtona assistante sociale dia izy afaka manampy anao @ resaka démarches admin ahazoana fanampiana ara-bola any @ Conseil départemenatal ohatra. Manatona koa Mairie raha afaka manome aides ry zareo na kely fotsiny aza. Manatona sahady ny IFSI/ aide-soignante any @ misy anao raha misy aides financières mandritra ny fianaranao.
Mazotoa be sy mirary soa.
4. Tiavanafi ( 26/09/2016 15:56)
Bjr merci beaucoup
Oui sady mitady asa mintsy ka !
Fa tsy moramora en attendant
5. Tiavanafi ( 26/09/2016 15:57)
Bjr merci beaucoup
Oui sady mitady asa mintsy ka !
Fa tsy moramora en attendant
6. booboo ( 27/09/2016 08:23)
Tsy moramora tokoa ny voalohany rehetra, fa rehefa fantatrao ny tianao atao dia mitozo, mitozo hatrany. Mahità izay iriana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1537