Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Azrael666
(
17/04/2025 19:02)
Alakamisy Masina
Tsahivintsika Kristiana androany amin'ity Alakamisy Masina ity: ny nanorenan'i Jesosy Kristy ny Fanasan'ny Tompo, ny nanasany ny tongotry ny mpianany, ary ny nisamborana Azy. Ny fiomanana tokony hatao...
tohiny
novalian'i Matthewrancis ny 24 andro lasa
Azrael666
(
17/04/2025 15:26)
FITRANDRAHANA FASI-MAINTY AO TOLIARA
Mitondra am-bavaka anareo ao Toliara, fa tsy misy atody maharesy vato e!... Vahoaka tsy maharesy inona teo tokoa moa, hoy ilay raikalahy iry?... Mahereza mitolona am-bavaka, fa ny karazan-tolona ankoa...
tohiny
novalian'i Sony1 ny 28/04/2025 11:35
Azrael666
(
09/04/2025 10:47)
OVIANA IHANY ILAY BLAOGY RA-HERY A?
Salama tompoko,
miandry an'le fanokafana blaogy eto @ serasera.org e! Tsy mahatakatra an'ilay mandoa vola mantsy.
misaotra ô...
tohiny
Azrael666
(
09/04/2025 10:47)
OVIANA IHANY ILAY BLAOGY RA-HERY A?
Salama tompoko,
miandry an'le fanokafana blaogy eto @ serasera.org e! Tsy mahatakatra an'ilay mandoa vola mantsy.
misaotra ô...
tohiny
Miarimanohy
(
28/03/2025 02:55)
Miarahaba,za ry reto nisy fotoana reraka be de otrany oe marary vavony be,nanao analyse dia typhoïde no naazo ahy,en plus nanao écho ko dia misy loto hono anaty tranonjanaka,nanao alalyse perte ary ...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 11/10/2025 17:50
hagamamytahiana2023
(
20/02/2025 10:13)
K'ANIB
[youtube]_zUTh_NHjFk[/youtube]
Salama daholo ô ! Anio aho dia hizara tsiahy kely aminareo satria tsy misy tsy mahafantatra ny tarika K'ANIB kosa angamba isika rehetra e ! Ny tarika K'ANIB (Kanto an'...
tohiny
novalian'i onstairs ny 29/10/2025 07:10
hery
(
13/02/2025 21:14)
Lalao ohabolana malagasy
Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavin...
tohiny
hagamamytahiana2023
(
13/02/2025 02:59)
Novegasy sy ny tontolony
Salama daholo, izaho dia tena anisan'ny mpankafy sy mpanaraka tantara mitohy Malagasy ao amin'ny CANAL+ (Novegasy) : vaovao tsara no azoko lazaina aminareo, hijanona tsy hilalao ao amin'ny Novegasy in...
tohiny
novalian'i hagamamytahiana2023 ny 20/02/2025 10:07
ZoRan9
(
20/01/2025 05:07)
Miarahaba e, sao mba misy mahita asa enligne atao vadin'asa na afaka atao fanampina fitadiava-mbola . mitady zavatr azo hatao mampidi-bola ankoatran ny mangalatra sy mamono olona moa zany ma...
tohiny
novalian'i onstairs ny 31/10/2025 03:45
Aichah12
(
13/01/2025 19:48)
Mercure rouge , vert
Salama tompok ô ! Mitady patron vonona hiditr @ source sy hak entana ireny mb matotr ireny azafad! Mercure ilay resak eto , vonona hanao engagement tompok ?...
tohiny
novalian'i Cumminger ny 16/10/2025 04:35
zama91
(
08/12/2024 12:40)
sondage vonjimaika fifidianana ho Maire antananarivo renivohitra
Tojo Ravalomanana 45%
Harilala Ramanantsoa 28%
Gasikara Fenosoa 12%
Tahina Razafinjoelina 9 %
...
tohiny
novalian'i Herbertare ny 08/10/2025 09:21
hagamamytahiana2023
(
26/11/2024 15:12)
Album "Fitiavantsika" - Art'Rindra
Salama daholo ô, sao dia mba misy manana hiran'i Art'Rindra hafa ohatra hoe : "Faly indray", "Ho eo", "Arindra", "Miverena", "Hanaraka", fa anankifito izao no hirany mba hananako ato : "Fitiavantsika...
tohiny
novalian'i WayneBaker ny 26/03/2025 08:59
oriela
(
05/09/2024 20:58)
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady...
tohiny
novalian'i RexSampson ny 16/05/2025 08:55
Eld24
(
05/09/2024 07:20)
mitady torohevitra avy aminao
salama daholo ianareo eto @ serasera.
Ahoana kay no atao rehefa mitady asa ry zareo mba efa lehilahy lehibe ihany ny tena nefa dia mbola mipetraka RAD ihany, niveau terminale tsy manana bac no manora...
tohiny
novalian'i theodoremcpherson ny 12/05/2025 02:52
hery
(
29/08/2024 12:14)
Miteny gasy ny bots
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i...
tohiny
hery
(
26/08/2024 17:16)
Tsy ny pasitera na ny filoham-pirenena no diso
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo.
Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ...
tohiny
novalian'i huanmarie ny 19/12/2024 06:35
edon
(
19/08/2024 20:07)
Vady
Inona atao mba azakana toetra rats sy vehivav tia mamal2 vady.tia manome ten tsy voahevitra..ka inona atao mba ialany amin'izany .fa zao tia anafay azi.mb atrapahany fa tsy meti zavtra ataony io....
tohiny
novalian'i anitaphillips ny 09/12/2024 03:39
edon
(
19/08/2024 20:02)
Tokatrano
Manao ahoana!.lehilahy no manoratra eto.manana olana eo amin tokatrano aho.ka mba mila toro hevitra.manambad aho ar vadi vita mariag.nis zavatra tsi nety nataok anefa tao.nisy ady2 ka lasa tafikasika ...
tohiny
novalian'i natalieportman ny 13/02/2025 08:34
Fonengo
(
22/07/2024 15:44)
Manomanontany
Otrany 2020 oa farany dinidinika tato,f'aona???...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 02/05/2025 10:59
Fonengo
(
20/07/2024 13:11)
Lehilahy beminono
Cc daoly zanak'i gaskara hoy Kopoze zay e!Misy vadin'ny akamako zay oa,efa nitsahatra nampinono ny zanany izy,de ny vadiny ndray mandimby minono.Miara-miasa zahay de ny vadiny mahandro sakafonay am at...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 18/04/2025 15:15
