GUERRE FARANY

1. Azrael666 ( 29/09/2025 17:28)
Rava androany 29 Septambra 2025 ny Governemanta NTSAY CHRISTIAN. Manomboka mivadika LEO RAJOELINA ny LEO DELESTAZY teny amin'ny BANDEROLES REHETRA: FIANARANTSOA, ANTANANARIVO, TOAMASINA,SNS. HALELOIA!
novalian'i suzy02 ny 22/10/2025 04:11
2. jhouhlambout ( 10/10/2025 08:45)
Rava ny tsena
3. Azrael666 ( 11/10/2025 17:43)
jhouhlambout:
Rava ny tsena

AMENA. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0573