Asa na ho raikitra na tsy ho raikitra ilay grevy amin'io Alakamisy 29 Septambra 2025 io. Ny mpitondra mantsy tsy hitsitsy mihitsy, satria azy ny fanjakana sy ny basy ary ny baomba mandatsa-dranomaso.
Samy manana ny handraisany azy angamba na ho Alakamisy mainty na ho Alakamisy masina io 29 Septambra io.
IZAY IFANARAHANAREO AO E! Zahay naman'ny mpandresy