1. oriela ( 05/09/2024 20:58)
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady
novalian'i Feetoes ny 10/12/2024 04:11
2. Hasnfan ( 04/10/2024 13:19)
Miarahaba namana Oriela, Faly mifanerasera aminao ihany koa,efa namana sahady ianao ????
3. Feetoes ( 10/12/2024 04:11)
Salama Oriela,

Vaovao eto am serasera ny tenako. Faly mifandray sy mitafa amin'ny namana rehetra ato.

Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2048