Miteny gasy ny bots

1. hery ( 16 andro lasa)
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra ireny mihitsy. Saingy  tsy azoko eritreretina hoe olon-tsotra no handany andro amin'ireny satria sady tsy be mpitsidika no malagasy daholo no mitsidika eto.
Izany hoe raha resaka commercial dia tsy hahazoana tombony akory ny eto.
Fa ny mahabetsaka azy dia satria na dia tsisy tombony ara-barotra ara eto dia anisan'ny mandeha tsara ny référencement dia tonga aty ry zalahy.
Inona izao no havaliny an'ity? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372