Alakamisy Masina

1. Azrael666 ( 17/04/2025 19:02)
Tsahivintsika Kristiana androany amin'ity Alakamisy Masina ity: ny nanorenan'i Jesosy Kristy ny Fanasan'ny Tompo, ny nanasany ny tongotry ny mpianany, ary ny nisamborana Azy. Ny fiomanana tokony hataon'ny Kristiana rehefa handray ny Fanasan'ny Tompo no venti-kafatr'ireo perikopan'ny Alakamisy Masina rehetra:
-voalohany, fahavonona hiala @ fanandevozan'ny fahotana (cf.fanandevozan'ny Egyptiana.EKSODOSY 12)
-faharoa,toe-panahy mendrika, mamantatra ny tena (1 Kor 11snm)
Izay mandray tsy mandini-tena dia mandray fanamelohana. Manasa anao (mi-inviter) Jesosy, manasa anao (te laver) koa Izy hiditra @ fiainana mandrakizay:
"...avia re ka manaràna fo..."
répondu par Matthewrancis le il y a 21 jours
2. Bowensas ( 25/08/2025 04:40)
That's a beautiful reflection on Maundy Thursday and the importance of self-reflection before partaking in the Lord's Supper. The preparation you describe is so crucial. It reminds me of the need to constantly examine my own heart and motives. It's easy to get caught up in the routine and forget the profound significance of the sacrifice. You know, speaking of sacrifices, I was just thinking about how games can be a form of mental escape sometimes! Have you ever tried Crazy Cattle 3D? It is a fun game.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1485