Liste des messages

Liste des messages, inserés par essera, par ordre de date
essera ( 02/05/2014 07:02)
Niverina ao amin'ny tarika Green i Jaquot lead vocal teo aloha
Rehefa nivoaka io vaovao io tao amin'ny RTA fandaharana belou dia hoy ry zalah hoe efa nisy artista niangavy mafy ny fiverenanao ao amin'ny tarika andriamatoa Jaquot. Asa raha efa henonao. Mbola tsy h... suite
répondu par mpisotrtoaka le 30/06/2014 09:51
essera ( 18/04/2014 14:28)
Lesona momba ny vatan'olom-belona - MAPAR
Mizara telo ny olombelona. Ny loha Ny vatana Ary ny ratsam-batana. Lesona mbola tadidy io tamin'ny kilasy fanabeazana fototra. Fa zah mahita hoe lasa ohatran'io ny MAPAR : - Ny loha izay miaraka am... suite
essera ( 07/12/2009 04:35)
banky lehibe eto Mada MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... suite
répondu par naritsimba le 05/02/2010 06:09
essera ( 07/12/2009 04:34)
banky lehibe eto Mada manao HALATRA AVO LENTA
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... suite
répondu par zonia le 19/01/2012 15:47
essera ( 04/12/2009 10:59)
Banky lehibe eto Madagasikara MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... suite
essera ( 04/12/2009 10:58)
Banky lehibe eto Madagasikara MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... suite
répondu par rabaradaka le 01/09/2010 12:48
essera ( 04/12/2009 10:56)
Banky lehibe eto Madagasikara MANAO HALATRA AVO LENTA
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... suite
répondu par xxx le 11/03/2010 05:56
essera ( 26/10/2009 06:47)
Fanafanana lanonana
Salama daholo, Ny FIESTA MUSIC dia faly groupe efa nampandihy efa nanomboka tany amin'ny 10 taona lasa tany ho any. Ankehitriny rehefa niezaka ny mpikambana dia nanangana fitaovana ho azy mahaleo t... suite
répondu par andryrabe le 02/11/2009 02:37
essera ( 11/08/2009 11:49)
Mba anisan'ny nampalahelo !!!
Asa izay nahita an'ilay interview Ratsiraka iny fa nisy tena nanohina ny fo na d hoe nisy ts nety aza ny nataony tam zan fotoana d ity : [u]Journaliste[/u] : Rahoviana moa izany ianao Andriamatoa D... suite
répondu par patrick2002 le 15/08/2009 02:24
essera ( 11/08/2009 08:15)
Indemnisation des victimes - Maputo
[quote=Article 15]Un fonds national de solidarité (FNS) sera mis en place afin d'indemniser les ayant-droit et les victimes pour les préjudices subis lors des évènements politiques de 2002, 2006, ... suite
répondu par fijo le 12/08/2009 21:23
essera ( 11/08/2009 06:10)
Mba ahoana tokoa wa ny réaction GTT ???
Mba fanontaniana kely mba manitikitika ny saiko ity hoe ahoana tokoa ny réaction-n'ny GTT am zao situation izao (Fifanarahan'izy efatra mitsam). Io mantsy d aleo tsorina fa nifangaro b ny antokon'ou... suite
répondu par fijo le 12/08/2009 21:41
essera ( 10/08/2009 06:45)
D ahoana mbola ho tohizana ihany v Magro ???
Saliiiiiiiiiiiiii daolo a... Arahabaina daholo isika rehetra fa vita ihany ilay Maputo, ary aza tezitezitra intsony ny sasany fa efa izy 4 mtsama mits ny tao fa tsy ny solontenany ka tokony hanaraka n... suite
répondu par patrick2002 le 10/08/2009 18:17
essera ( 27/07/2009 06:02)
Fa mafy be marina ve Ravalo e !!!
Raha tena mafy be marina Ra8 : - Tsy niala teto Mcar izy sad nandao an'Imerinkasinina. - Tsy nampiontsona azy raha izay maire kely sad dj ts'is dikany ary (vavany io ah, raha zé maire iray oz no mi... suite
répondu par fijo le 29/07/2009 20:42
essera ( 23/07/2009 09:51)
Ny oul tsy mila ange d efa tsapa am firesaka e...
Salama daholo, Raha jerena ny dinika ato d tena midradradra mitaraina mihitsy, fa raha izay fotsiny moa maninona fa lasa tena mitovy amin'ny ao amin'ny site-n'ny tim : Ohatra izao hoe rehefa vit... suite
répondu par benkintana le 24/07/2009 21:54
essera ( 22/07/2009 12:30)
Fanontaniana 1 + 1 ? Mora kely
Raha mi-survoler ny dinika ato aho d tsy maintsy misy miteny kely foana ny zanaky dada hoe : \"Nokaramain\'i TGV izay tsy mpankasitraka an\'i Ravalomanana !!!\". Mba mahalasa saina ihany satria raha i... suite
répondu par fijo le 22/07/2009 22:02
essera ( 21/07/2009 07:09)
Tena ny HAT marina no nanaparitaka ilay baomba !!!
D inona no mbola lazain'ny LEGALISTE sy ny ZANAKY DADA am ty vao2 ity : [quote=Madagascar Tribune]1/ l’ancien secrétaire général du ministère des Finances, Henri Bernard Razakariasy ; 2/ lâ€... suite
répondu par pink le 21/07/2009 21:37
essera ( 20/07/2009 05:50)
GTT - Groupe des Terroristes Tim
Zao no alehany rehefa tsy zaka intsony ny politika d manao terrorisme eraky ny tanana amin'ny fanapoahana baomba. Ny tena tsaratsara kokoa aloha d ny fianakaviany ihany no ataony victime ipoahan'ilay ... suite
répondu par pink le 20/07/2009 21:08
essera ( 03/07/2009 04:56)
Milaza tsy anontaniana ny zanaky Dada ...
Andro vitsivitsy izay d nandefa dinika iray toy izao i : hoy locl tam 02 juillet : "Marary fo be ny TGV ". D ny tsy mpankasitraka an'i Dada moa izany efa nimémé b daolo fotsiny hoe sao d ny tenan... suite
répondu par pikatti le 04/07/2009 12:31
essera ( 02/07/2009 05:26)
Fanontanina TENA SERIEUX
sali daholo a !!! Samy anontaniako an'ity daholo izany na ny namana andaniny na ny ankilany : Mba manao ahoana izao ny toul ao am Magro fa ohatran'ny ts d naheno2 vao2 ah tato ho ato. Herinandro v... suite
répondu par fijo le 02/07/2009 21:25
essera ( 01/07/2009 14:57)
Faly aho, tena faly ...
Rehefa niandry ora maro aho tsy nisy namaly ilay fanontaniako hoe : [quote=Essera tam 01-07-2009 08:29:08]Iza no sahy MI-CONFIRMER eto fa nahazo invitation M Ravalomanana ho ao amin'ilay fivoriana ? ... suite
répondu par pikatti le 02/07/2009 17:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457