Tena ny HAT marina no nanaparitaka ilay baomba !!!
1. essera
(
21/07/2009 07:09)
D inona no mbola lazain'ny LEGALISTE sy ny ZANAKY DADA am ty vao2 ity :
Efa nokôziko omaly hoe ATAOVY AU POTEAU mihitsy fa efa tsy zakan'ny lohany le zavatra d manoatra noho ny mamon-drongony.
Madagascar Tribune:
1/ l’ancien secrétaire général du ministère des Finances, Henri Bernard Razakariasy ;
2/ l’ancien député, Raharinaivo Andrianatoandro, porte parole du TIM et ancien questeur à l’Assemblée nationale ;
3/ Henri Rabesahala, proche collaborateur du président Marc Ravalomanana. Apparemment il supervisait plusieurs postes importants telles la communication et la diplomatie ;
4/ Andry Ralijaona, ancien secrétaire général en charge de la conduite du Madagascar Action Plan (MAP) ;
5/ Mejamirado Razafimihary, ancien Directeur général de la société KRAOMA et responsable de la reconstruction du Rova de Manjakamiadana.
Efa nokôziko omaly hoe ATAOVY AU POTEAU mihitsy fa efa tsy zakan'ny lohany le zavatra d manoatra noho ny mamon-drongony.
novalian'i pink ny 21/07/2009 21:37
2. essera
(
21/07/2009 07:44)
Ireo ambony ireo ny commanditaire an ty acte de terrorisme ity ka asa raha mbola hahita hotenenina ireto zanaky dada ireto miaraka am le adhésion gtt folo isan'andro. :-D :-D
benkintana:
fatantara zao fa miaramila tsy faly tsy nahazo karama reo mametraka baomba ireo de hoe légaliste ee sns,
Ifiona:
mapmé be anie ilay tantara sy angano tantarain'ilay Ravalomanana Richard ry essera e! tena heveriny fa dondrona tokoa ve ny malagasy dia tsy mba nahita tantara crédible kokoa!
coucou2:
Mba mieritreritra tsara zay zavatra tenenina fa ts gasy vendrana tsony akory ny eto na vahoaka mora apesonina ka zay lazain'ny tgviste reetra de marina daolo.
xxx:
le essera sy racharles no bola hitodihan'ny nataony @ny fankahalana andra-8, sy ny vahoaka io mametraka baomba partout io ny hat mandrovitsihy fa mody fanina eo,tadiavina daolo ny hirika ratsy rehetra io hanendrinkendrehana an'i tim sy gtt
benkintana:
Ela naritsimba lany fotoana eo fa be zavamitranga fa aza dia variana @ R8 elah nadia izay aza no tsy nahazahoani dadan'elah toerana ,fa mizotra ny raharaha fa aza mihemotra
efa manomboka hisokatra ny mason(i essera ,diovy tsara lesy a,betaimaso ratsy ty
pink:
Ny légalistes dia tolona tsy mampiseho basy sy force ka aza endrikendrehina.
3. vitamatavy
(
21/07/2009 08:05)
tsy mbolavao notsairaina akory dia efa mameloka ,fireneana aiza izy ity e
mbola tsy fanatra angaha ny hoe Présomption d'innocence,ny fatahorana no tena betsaka e,ny olona angah ketsona sy vendrana daholo ka tsy ahalala hoe intert an'iza no nanao an'ireny ny legaliste ve sa ny Hat
jereo ny 26 janvier 2009 et 7fevrier et 17mars teny @ falda dia ho tonga saina ianao hoe iza no mety ahavita an'ireny ,interet an'iza

4. ifiona
(
21/07/2009 08:07)
o ry essera a, sali alou e, nanomboka oviana aman-tany letsy no mba nilaza zavatra tsy lainga ny HAT? zay rehetra navoakany sy nataony hatrizay dia lainga be. Dia ireo olona dimy ireo ve no avoakany dia hoe tsy maintsy ireo zany lé izy?
mapmé be oa lé izy ry essera a! teo lazaina fa GTT t@ lé du 23 au 26, dia efa ni-imaginé scénario be mihitsy hoe satria ny objectif hono dia mba ho chaos total eto Madagasikara avant 26 juin! rehefa nandeha anefa ny andro, toa endrikendrika tsy mitombina akory le! tsy nahita handotoana ny mpitarika teny @ Magro mantsy dia GTT alou ! dia zao ndray, lazaina fa ao anatin'ireo olona commanditaire hono Raharinaivo Randrianantoandro! eissey e!
fa zao oa! mba mahagaga fa rehefa hamoaka anaran'ny TIM dia aingana be mitsy ry zareo fa ny fandrobana ny orinasa tiko, ny fandrobana amin'ny andro mazava be, eny na ny 7 février mbola tsy mandroso foana ny enkety e! mahalasa eritreritra ihany hoe mitady moyen handotoana mafy ny tolona ataon'ny mpitaky ny fiverenan'ny ara dalana ve dia tsy mahita afitsoka ntsony e!

5. vitamatavy
(
21/07/2009 08:13)
mariky ny failesiny izany efa hita hatry ny ela fa hoe raha misy election eo ka eo ra8 dia any antsiafahy ireo ,ary ny marina tsy mba ho faty izany mihitsy na dia miezaka zy ny hanafina ny marina ,izao dia hoe hanao election rapide be dia vendrana daholo izany ny pokina sy ny communauté international
6. xxx
(
21/07/2009 08:20)
Fa angaha rehefa avoakan'ny gazety Tribune dia marina e ...tsy nandalo sekoly fanabeazana fototra koa angamba itony essera itony ??? Gidro angamba no nampianatra , avereno hoe i anona sy anona no nanao an'ity dia averina fotsiny !!!
angaha atao hoe "tondrontondroy izay mangetotra" izy ity... pffffff
7. xxx
(
21/07/2009 08:23)
nanomboka ny janvier 2009 dia hita fa tena niharatsy tokoa i madagasikara
lasa nisy ny fankahalana sy fandorana, fandrobana ,famonoana,fanafihana ny palais presidentiel nefa mbola misy president en place, ,fanagadrana olona @ resaka politika ,ny fahatrana manginy fotsiny,izao indray dia mbola misy baomba etsy sy ero toa tsy nipoaka fa au courant foana ny zandary ,
iza no tsy ahalala ny ao ambadik'izao resaka izao ?
ravalo ve sa tgv jereo ny mentalité ny hitantsika ny valiny e

8. AndriambyII
(
21/07/2009 08:33)
Tsy ratsy izany iMada ry xxx 6 a , mbola favy % @ firenena maro eto antany , mbola tsy tonga @ ilay situation misy ny tena fahantrana tena tsy azo hihetsehana intsony ,jereo anie any azia sy afrika ary amerika sy eropa any fa efa misy olona mivelona @ fihinanam- paty é !tsy mahita vola miditra intsony dia izay misy en evidence no pehana .Raha ny resaka fanagadrana sy famonoana ary fandrobana dia misy message tokony ho dinihina lalina @ ireny zavatra miseho ireny
AU PIED DU MUR NY EKONOMIA MALAGASY !! :oops:
AU PIED DU MUR NY EKONOMIA MALAGASY !! :oops:
9. bacouli
(
21/07/2009 08:37)
Ilay essera ilay anisan'ny olona voakarama hiaro an'i tgvendrana ,aiza ny porofo fa ireo olona notanisainy ireo no nametraka baomba ,mety le essera mihintsy no anisan'ny voakaraman'i vendrana ohatra ny tsy hitampoko sy firenena ery ireny vidéo le manao hoe inona no hanendrinkendrehan-tsika andra8 ,dia hoy le ranghy misolomaso ao @dry vendran namaly hoe ndao hataontsika hoe izao sy ny izao ,tena mapihomehy le cinéma @i tgvendrana fa dia tratara foana ,tsy kilalao-jaza ange ty raharaham-pirenena ty tsy ampy azy gaha ny lesona tany bruxelle hoe izao enareo vao maika manao pas iray en arrière ,tena lo mihintsy ireto ankizy karamain'i vendrana eto @internet,ireo le vitsy kely teny @13 mai sisa ,le omena karama vary masak a,le tena mafy ady ,dia profiter'n'i tgvendrana hatramin'ny ny taolany!!! na mahantra ohatra inona aza aho tsy mba manaiky hataon'olna fitaovana ohatra io essera sy bazylou,sy ny tariny io !!!
10. essera
(
21/07/2009 08:56)
vitamatavy:
Présomption d'innocence
Na ny tratra ambody omby azo atao an'io ry vitamatavy a, fa rehefa avy eo voamarina ilay izy dVITA MATAVY ihany.
Salut elah Ifiona
ifiona:
Dia ireo olona dimy ireo ve no avoakany dia hoe tsy maintsy ireo zany lé izy?
Commanditaire daholo aloha ireo fa ny deba tsy mandray ravin-dena izany.
Ifiona:
rehefa nandeha anefa ny andro, toa endrikendrika tsy mitombina akory le! tsy nahita handotoana ny mpitarika teny @ Magro mantsy dia GTT alou ! dia zao ndray, lazaina fa ao anatin'ireo olona commanditaire hono Raharinaivo Randrianantoandro! eissey e!
Ka lisany koa alou tsy hino maty mits raha ts avy mandevina e. Zah zao d tena miandry ny tena fitsarana an'io mihitsy.
xxx:
Fa angaha rehefa avoakan'ny gazety Tribune dia marina e ...tsy nandalo sekoly fanabeazana fototra koa angamba itony essera itony ???
Fa ianao mety tsy mamaky teny koa fa mihaino resaka. Izay mantsy ilay hoe mahay manoratra fa tsy mahay mamaky teny. Karazan'oul vaovao ity ranamana ity. Tsy ny Madagascar tribune no misy dikany loatra inona fa nisy conference de presse no nahazoany an'io vaovao io, azo atao ny mitady source hafa fa tsy voatery io akory raha tsy d levolevon'ny vavoninao io.
Ary farany d aleo tsika samy hiandry am-pitoniana ny vokatry ny fitsarana d hohita eo izay mangitakitaka.
11. essera
(
21/07/2009 09:34)
bacouli:
Ilay essera ilay anisan'ny olona voakarama hiaro an'i tgvendrana ,
Essera alou oul manana ny asany ohatra ny oul rehetra ka tsy azon'ny oul atao maso mahita vola. Na tsy manana ny ampy na mihoatra aza d velon'ny asa fivelomany.
aiza ny porofo fa ireo olona notanisainy ireo no nametraka baomba ,mety le essera mihintsy no anisan'ny voakaraman'i vendrana ohatra ny tsy hitampoko sy firenena ery ireny vidéo le manao hoe inona no hanendrinkendrehan-tsika andra8
Essera koa alou d tsy pro-tgv fa rah ohatra te hafantatra bb koko ianao d d Anti-Ravalo. Nuance ma chère.
Ataoko fa afaka am zay ny ahiahinao am le hoe : "tena lo mihintsy ireto ankizy karamain'i vendrana eto @internet" na koa ny hoe "tsy mba manaiky hataon'olna fitaovana ohatra io essera sy bazylou,sy ny tariny io !!!"
D tapitra !!!
12. locl
(
21/07/2009 09:45)
Angamba ry essera raha misy ny atao au peautea voalohany ao Dago ao dia Andry Rajoelina sy ny tariny.
foronina daholo izao zavatra rehetra izao mba entina hanatsatsoana ny TIM, dia mitovy @ any Iran mihintsy le fomba fiady.
foronina daholo izao zavatra rehetra izao mba entina hanatsatsoana ny TIM, dia mitovy @ any Iran mihintsy le fomba fiady.
13. locl
(
21/07/2009 09:46)
dia inona indray no hoforoniny aminy manaraka, sao lahy ka dia tsy ho zaka ny valiny lainga be atao isan'andro eto e!
14. essera
(
21/07/2009 09:49)
locl:
Angamba ry essera raha misy ny atao au peautea voalohany ao Dago ao dia Andry Rajoelina sy ny tariny.
Raha meloka ireo bandy ireo ary raha ohatra manao vinany d anisany manohana tsara mihitsy ah amin'ny fanaovana au poteau. Azon'lisany am zay ngamba ny dikan'ilay hoe Anti-Ravalo sy tsy mpiondana tgv.
15. xxx
(
21/07/2009 09:49)
Jereo aloha hoe intere an'iza no misy raha misy baomba sy ady eto Dago
Iza no milaza fa mikorotana eto Madagasikara ka mila ny tafika iraisampirenena
Koa raha tsy misy ny Baomba mipoaka sy ny faty olona dia tsy poince ny hidiran'izany
Noho izany dia apoka aloha izay azo apoka avy eo aseho an'zao tontolo izao famikorotana i Dago ka tokony handefasana tafika am'izay
IZA ARY NO MAHAZO TOMBONY RAHA IZANY
dia ireo no atidoha mikotrika izao baomba izao
Misaotra anareo

16. Mirananirina
(
21/07/2009 09:54)
Efa nokôziko omaly hoe ATAOVY AU POTEAU mihitsy fa efa tsy zakan'ny lohany le zavatra d manoatra noho ny mamon-drongony
Izany an!ary ireo mpanao politika sady manao mozika ireo izao mamon'inona ry essera.
17. hery
(
21/07/2009 10:17)
O ry Essera a. Mba misaina kely fotsiny wah... tsy mila manao 2+2 akory dia maharaka an'izany.
Oviana teto an-tany no nisy nanapoaka baomba dia 1 andro dia tonga dia tratra? Kou raha tsy zazakely. Sa tena gravy noho ny CIA sy ny polisy hafa eran-tany izao Ravalomanana Richard izao? Mpangalatra kely tsy misy dikany ireny aza firy volana sy firy taona mbola tsy araky ny polisy ao Dago ihany.

18. ravatorano
(
21/07/2009 10:22)
izaho dia isan'ny manameloka tanteraka ny fisian'ireo baomba izay kasaina hapoaka eraky ny tanana ireo ka na iza na iza nanao ani'reny dia meloka eo anatrehan'ny vahoaka malagasy izy ary mendrika ny ho samborina sy henjehina eo amin'ny lalana manakery eto amin'ny tany sy ny firenena mihitsy ! Noho izany dia aoka hanohy ny asany ny mpitsara isan'ambaratongany,aoaka mba tena hisy ny secret de l'instruction fa tsy atao ady politika ity fa efa tana aina araky ny tenin i rainimanonja !
Ny indro kely ary efa naverimberiko hatramin izay izy ity dia izao ilay fomba fanao eto amintsika ity dia tena sarotra ialana marina an ! inona no tena nahamaika namoahana ireny anaran'olona ireny sa efa tena azo porofo marina fa tena "nikotrika sy niketrika" ilay resaka baomba ry zareo dimy lahy ireny
Fa ity no tena mahazendana ahy : hoe ny toby miaramila no nametrahana ny baomba indrindra fa ny CNME eny Ambohibao.Raha mbola tsy nandalo na niditra tamin' ireny toby ireny ianao dia lazaiko anao marina fa tena henjana be ny fidirana any ka tsy izao olona rehetra izao akory dia afaka hidikiditra amin'izany ary raha hoe napetraka teny anaona teny ireo baomba fa tsy netina niditra tao dia mbola tety ivelany izany fa tsy tafiditra tao fa "saika"...
Na izany aza dia toetra mamohehatra sy tsy fanaon'ny malagasy izany hoe hametraka baomba ka hamoy ain'olombelona malagasy izany.Tena mahavalaketraka ny fidinan'ny toe-tsaian malagasy amizao fotoana izao ! aiza ilay hoe malagasy tia fihavanana ? ilay malagasy mahay miray hina ? ilay malagasy tia ny taniny ? sa efa ny vola sy ny polifika no manjaka eto amitsika ry zareo a

19. essera
(
21/07/2009 10:51)
hery:
Oviana teto an-tany no nisy nanapoaka baomba dia 1 andro dia tonga dia tratra?
Hay moa vao iray andro marina izay no nanombohan'ilay fipoahana teny amin'ny leader price. Azafady rahery fa tsy mahay manisa andro ny tenanay.
hery:
Sa tena gravy noho ny CIA sy ny polisy hafa eran-tany izao Ravalomanana Richard izao?
Fa ohatran'iza aloha ny halehibean'ny territoire-n'ny Amerikana d ohatra an'iza koa Antananarivo ?
hery:
Mpangalatra kely tsy misy dikany ireny aza firy volana sy firy taona mbola tsy araky ny polisy ao Dago ihany.
Fa ianao ko lo zany rahery d safiotra mihits enao satria raha tsy manao fikarohana ilay oul d omenao tsiny, moa raha manao fikarohana ilay oul d omenao tsiny. Io ilay atao hoe fomban'ny olona tsy zatra mandray andraikitra.
Ny tohiny fotsiny sady hirariako d mba tena ho porofo mavesatra no miandry an lerony. Ary averiko eto ho an'ilay oul efa zatra zaraina vola hoe : "Na i Andry TGV na iza na iza no fôpla d Essera tonga d partant am fanaovana au poteau an'izay commanditaire sy mpanatanteraka".
Tsetsatsetsa tsy aritra mantsy no ilazako eto fa raha niditra tam site n'ny TIM ny tenanay herinandro vitsivitsy d mitovy tsy misy valaka am voalazan'i bacouli eo ambony eo am le resaka sôsy e. Voatery notohanana mihitsy moa ny adresse IP bandy rehefa nampihinana ny zanaky dada tao anatin'ny adin'ny 1 sasany.
20. ifiona
(
21/07/2009 10:58)
essera:
Hay moa vao iray andro marina izay no nanombohan'ilay fipoahana teny amin'ny leader price. Azafady rahery fa tsy mahay manisa andro ny tenanay.
Valiny: nisy ve ny anarana nomena iray andro taorian'ny nipoahan'ny bomba tao @ leader price! tsy ny bomba no vao iray andro fa ny famoahana anarana aingana be!
essera:
Tsetsatsetsa tsy aritra mantsy no ilazako eto fa raha niditra tam site n'ny TIM ny tenanay herinandro vitsivitsy d mitovy tsy misy valaka am voalazan'i bacouli eo ambony eo am le resaka sôsy e. Voatery notohanana mihitsy moa ny adresse IP bandy rehefa nampihinana ny zanaky dada tao anatin'ny adin'ny 1 sasany.
mila mitandrina koa ao @ tim ao fa misy pro-hat manao comédie be ao dia ny tanjony dia mandoto ny objectif an'ny légalistes!