Tena ny HAT marina no nanaparitaka ilay baomba !!!

41. essera ( 21/07/2009 13:19)
bozyboleta:
Hay ve mbola tsy vita akory zany ny fanadihadiana nefa ny konklizio no efa lasa aloha...

Tadidin'i Bozyboleta ve ny hoe iza no record am "Menace Arrestation Prison". D izao izy ity ataon'ny oul d midradradradra mitomany ny zanany. D raha tsy azonao tsara d ny dikan'ilay fanadihadiana d mipetraka eo ambony latabatra ianao d ny ôsika mandika ny pv ianao mitantara ny fandehany nanaovanao ilay acte. Ao tsara ve ?
42. xxx ( 21/07/2009 13:23)
13h10 Raharinaivo Randrianantoandro et Mejamirado Razafimihary sont venus se présenter à la brigade de la gendarmerie à Fiadanana ce matin. Ils ont été convoqués pour des enquétes sur les actes de terrorisme pour lesquels ils sont soupçonnés. – 21/07/09
13h30 Selon plusieurs sources, Andry Ralijaona se serait également présenté très tôt ce matin à la section des recherches criminelles à Fiadanana. – 21/07/09
Réaction de Raharinaivo Andrianatoandro, accusé d’étre l’un des commanditaires des récents attentats : «Je n’ai rien à me reprocher, et je suis contre la violence, c’est pourquoi je suis à la disposition des forces de l’ordre pour les enquétes. Ils n’ont pas respecté les droits de l’homme en annonçant nos noms, avant méme le début d’une enquéte officielle. Tout ceci est fait pour stopper le mouvement «légaliste» d’Ankorondrano». – 21/07/09
Lu sur orange.mg.
43. essera ( 21/07/2009 13:25)
xxx:
Naninona no tsy samborina @ izao ilay olona raha tiana samborina fa hamoronana sinéma sinéma ohatran'io e, mampihomehy fotsiny ireto FAT ireo

Mahafinaritra ah mits ny mijery an'ireto zanaky dada courage mimémé foana na d efa traingo aza ny sangany. Nareo koa efa zatra an'lé matoky valeranareo oatran'ny tam dada mbola teto antanindrazana ka d mahereza atram farany e. :-D :-D :-D
44. ari.malala ( 21/07/2009 14:04)
ny ahy mampime anà ny mahita foza efa hita izao fa démasqué ny mascarade sy n mauvaise foi any mbola sahy mivanitikitika iany! eny e, rira bien qui rira le dernier koa anie e! mazotoa!
45. zoam ( 21/07/2009 14:12)
ny foza ihany no manao an'io ,jereo fotsiny ny tanatra raha ra8 ve no hampiasa hery hanonganana an'io hat io tsy rapide be mihitsy saingy hafa mihitsy ny olona responsable satria mbola nieritreritra ny hitondra ny firenena fa ry tgv sy ny forongony efa mahalala fa raha misy election libre dia efa vita
46. xxx ( 21/07/2009 14:22)
essera:


Tsy ny Madagascar tribune no misy dikany loatra inona fa nisy conference de presse no nahazoany an'io vaovao io, azo atao ny mitady source hafa fa tsy voatery io akory raha tsy d levolevon'ny vavoninao io.

Ary farany d aleo tsika samy hiandry am-pitoniana ny vokatry ny fitsarana d hohita eo izay mangitakitaka.



Ka io no arangaranganao eo nefa lazainao fa tsy misy dikany ... hoy Madagascar Tribune !!!!
47. swann ( 21/07/2009 16:44)
tena ataon'i essera mijafajafa zany mpiondana ato zany lé

48. pink ( 21/07/2009 21:37)
Mora ny manendrikendrika...ary aza hadino fa misy hery tsy mitovy ao.Raha olon-dratsy ireo légalistes ireo dia rahampitsio ihany dia o rendanitra fa ianareo ry esssera no olona mendrika sy marina, ary rahampitso ihany dia ho reconnu fa ara-dalana ianareo. dia ho hita eo marina ny tohiny à grande vitesse.koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384