Indemnisation des victimes - Maputo
1. essera
(
11/08/2009 08:15)
Article 15:
Un fonds national de solidarité (FNS) sera mis en place afin d'indemniser les ayant-droit et les victimes pour les préjudices subis lors des évènements politiques de 2002, 2006, 2008 et 2009.
Raha mijery an'io aho izao d mieritreritra hoe :
- sao va tsy toy ny fandoavana ny volan'ireo fournisseurs teny am assemblé. Le vola misy zan fa toy ny valala an-danitra e.
- mety ho maro2 ihany no azon'ny deba sy ravalo. Fa ny fanontaniana hoe : azony tam rariny v sa azony tamin'ny hitsiny koa alou.
- D aiza ny fonds ampiasaina amin'io fa isika ange efa mibaby trosa efa depuis des décennies.
novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:23
2. ravatorano
(
11/08/2009 08:32)
ka izay mihitsy !
dia toy ny ahona koa ilay indemnité ?
ny tiako ho lazaina dia izao arakaraky ny voina nahazo ilay olona aloha izay e !
dia raha maty izy tsy maintsy ho be ny tambiny azon'ny fianakam's
raha naratra dia mety ho arakaraky ny ratra nahazo azy koa
raha nisy nandoro ny fiarany ???(teny amin'ny tvm,plan anosy ....
raha nisy nandoro ny tranony ???(tranon'i razanamasy,josé kely,razanabahiny marojama,merci,armand,ry mox,ry pds guy rivo ........ny tiko magros koa ve mba ao anatin'izany sy ireo tranombarotra rehetra may kila ireny !
Ho vitan'ny kitapom-bolam-panjakana ve izany sa dia ho fampandriana adrisa fotsiny ihany ka ho lasa tantara ratsy ho an'ity tetezamita ity
amiko dia tsy nisy fiheverana lalina momba io article 17 io

3. ari.malala
(
11/08/2009 08:44)
Midi MAdagasikara:
Economie Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
CRISES POLITIQUES. Il a été conclu lors de l’accord signé par les Chefs de file des quatre mouvances politiques la mise en place d’un Fonds National de Solidarité.
Toutes les victimes seront indemnisées
Nombreuses sont les personnes et sociétés victimes des événements politiques qui se sont succédés depuis 2002 à Madagascar. On peut citer entre autres, les militaires et les fonctionnaires qui ont dû quitter leur fonction ou ont été rétrogradés ainsi que les simples citoyens ou opérateurs qui ont subi des préjudices ou des dommages collatéraux suite à leurs tendances politiques respectives. Ainsi, les Chefs de file des quatre mouvances politiques ont conclu un accord dans l’article 13 lors du Sommet historique de Maputo que toutes ces victimes seront indemnisées, à part les réparations civiles et les reconstitutions des carrières.
Traitement des dossiers par le CNR
Ils s’engagent à prendre des mesures appropriées pour ce faire. L’article 15 du méme accord prévoit également qu’« un Fonds National de Solidarité sera mis en place afin d’indemniser les ayant-droit et les victimes pour les préjudices subis lors des événements politiques de 2002, 2006, 2008 et 2009 ». La communauté internationale appuierait l’Etat pour la mobilisation de ce fonds, a-t-on appris de source auprès d’un membre de la délégation qui a pris part au Sommet de Maputo. En outre, le Conseil National de Réconciliation (CNR) qui est à instaurer dans un délai de 30 jours, se chargera du traitement des dossiers de ces victimes. Cette entité mettra ainsi en place un comité technique qui effectuera des enquétes sur le terrain tout en collectant des témoignages sur place que les dégâts causés ont été réellement dus aux problèmes politiques. L’évaluation des préjudices subis ainsi que les calculs des barèmes d’indemnisation relèvent également de ses compétences.
Un pardon national est de mise
Toute personne touchée par les crises politiques depuis 2002 jusqu’à la date de signature de l’accord de Maputo a ainsi intérét à se manifester afin de réparer leurs préjudices. Il en est de méme pour les opérateurs victimes des actes de pillage et de vandalisme depuis le début de cette année. Et méme ceux qui ont été victimes des perquisitions sous toutes leurs formes peuvent témoigner en vue de leur indemnisation. Par contre, un pardon national est de mise à tous les auteurs présumés de ces actes causant de nombreux dégâts, a-t-on conclu.
Navalona R.
Io en gras io hono e! hanampy ry zareo CI
4. essera
(
11/08/2009 08:54)
D tandremo ndray lisany ry bevolombava isany misalobokomana eo a. Efa mis mamiratra be mants zao ny mason'ny sasany vao hoe :
Fa izao koa ry ari-malala, rah ilay source no jerena d mbola tsy sûr io fa sao d sinema eo ka :
La communauté internationale appuierait l’Etat pour la mobilisation de ce fonds
Fa izao koa ry ari-malala, rah ilay source no jerena d mbola tsy sûr io fa sao d sinema eo ka :
ravatorano:
ho fampandriana adrisa fotsiny ihany ka ho lasa tantara ratsy ho an'ity tetezamita ity
5. Mirananirina
(
11/08/2009 10:01)
Essera a,manambola ny HAT ka,rahatsy izany ve miantoka ny frais zanak'a sy vadin'reo TGV eto france hoany Mada.NY fahamarinany tsy haiko aloha fa mizesta be ilay havako hoe netohan'i HAT ny frais-nay aky an.
6. essera
(
11/08/2009 11:00)
Izao alou ry Mirananirina, ny dépense hoe : 10 de millions aza ampitoviana am raharaham-pirenena. Rehefa miresaka firenena isika d tsarovy fa efa miova ny unité. Ka amiko raha frais A/R Paris Mada izany na olon-tsotra aza mahavita an'izany. Ao ve ?
7. ravatorano
(
11/08/2009 11:14)
manambola tokoa ny HAT matoa mbola misy karaman'ny mpiasam-panjakana voaloa foana na dia tsy misy intsony aza aloha ny asa atao amin'ny investissement publique fa na izany aza izay frais marina ve tsy ho vitan ingahy andry rajoelina ny hampody ny fianakaviany avy any lafrantsa na dia ny vola miditra aminy ao amin'ny doma pub fotsiny aza ! resaka hafa iny !
za aloha tsy hino an'izany hoe ny CI no hanampy sy hanome fanampiana arabola ho an'ireo niaram-boina ireo.Tadidio fa na any amin'ireo firenena afrikanina niantranoana teo aza ange ka adilava taloha izany mozambika izany e fa tsy mbola nahenoako hoe nisy CI nanome vola nanonerana ny fanana'olona simba na koa hoa nanampiana ny olona nanana zanaka na fianakaviana maty fa resaka fotsiny ihany io
Asa nefa fa eto ihany tsika mianakavy hahita ny tohiny ......

8. essera
(
11/08/2009 11:41)
Poinsa io tenenin'ny Ravatorano io satria ny afrikana aza mbola abontsin'ny fanampiana amerikana sy eropeana. D tsika zany mbola hangataka am mpangataka dia mira ...
:-D :-D
:-D :-D
9. fijo
(
11/08/2009 22:46)
mino aho,fa ny fanonerana izay hitranga eo,rah ahisy tokoa,dia atao toa ny "droit maritime"izany hoe asiana fetra havo tsy azo hioarana ilay izy.ohatra hoe hatramin'ny 100 000 000fmg no faranyambony homena ila niharandoza.ohatra io fa tsy io no hilana kisa amiko eo,fa le fomba fampiasa azy no tiako lazaina