banky lehibe eto Mada MANAO HALATRA AVO LENTA
1. essera
(
07/12/2009 04:35)
Salama daholo,
Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao.
Amafisiko tsara fa banky lehibe izy ity ary tena efa maromaro no tratrany tato ho ato. Raha nangataka aho tany amin'ny voalohan'ny volana septambra ny hijerena hoe iza no naka vola tao amin'ny alalan'ny vidéo de surveillance dia ny directeur miaraka amin'ny gérant-ny compte-ko no niara-nijery ny séquence vidéo satria amin'ny GAB (guichet automatique de banque) no fakako vola.
Tsy nahitana tao na dia olona iray aza tamin'ny daty, ora, minitra, segondra. Amin'ireny vidéo de surveillance ireny moa dia ampahafantarina antsika tsara fa misoratra tsara eo ny daty ora minitra segondra ary ts tapaka mihitsy ny fakany sary fa tsy hoe misy detecteur de présence ka misy olona vao maka sary.
Rehefa ho roa volana taty aorian'ny nametrahako fitarainana ary dia noporofoi'ny zareo tamin'ilay document hoe journal thermique na dia efa niarahanay nahita (directeur, gestionnaire de compte, ny tenako) fa ni-aboutir ny retrait-ko.
Ny fanontaniana napetrany dia hoe nanome code olona ve ny tenako. Tsy tompoko satria mipetraka irery aho. Ny carte de retrait-ko koa miafina tsara en sécurité.
Ankehitriny tompoko io dia lasa nisy sary indray nakako an'ilay vola.
Fehiny :
1/ Mitandrema dia mitandrema isika fa ao anatin'ny banque ihany dia efa misy intrus manao piratage bancaire.
2/ Efa mahay manao montage vidéo tompoko ny mpiasan'ny banky ka miala maina ianao raha hanao réclamation eo fa tsy handoa izay volanao efa noviravirain'ny mpiasany ny banque.
3/ Anatra kely, manorata amin'ny taratasy manokana isaky ny manao retrait ianao fa tsy azo antoka intsony tompoko ny relevé alefan'ny banky aminao.
4/ Tena efa tsikombakomba avo lenta be tompoko no ampiasain'ny mpiasan'ny banky amin'izao fotoana
5/ Fadio ny manao retrait imbetsaka fa io no hitako anararaotan'ny mpisoloky. Raha vao be ny opération de retrait ataonao dia araraotiny amin'iny ny fidirany antsokosoko ao amin'ny compte-nao.
6/ Ho an'izay te hahafantatra bebe kokoa ny momba an'izy io dia afaka mifanoratra amiko satria tsy izaho irery no tratran'io fa efa olona maro ary tena mifoifoy volo ianao raha ahazo remboursement. Ary na dia ny fanambaniana ny client aza amin'ny fiteny hoe "vola kely" ataon'ny mpiasan'ny banky dia tena mahamenatra fa dia ny herim-ponao no alaina tsotra izao

novalian'i naritsimba ny 05/02/2010 06:09
2. sitlo
(
07/12/2009 07:08)
Dory zany ilay banky koa. Na raha tsy izany dia ndana migrevy dia dory ny TVM.
3. mangakely
(
15/12/2009 16:38)
raha ny ahy manokana aloha dia izao no ambarako :
- tsy matoky Banky intsony aho : satria ny tenako dia naka entana aloa tsikelikely tao amin'ny Courts. Virement bancaire permanent no fandoavako azy, ary mahazo relevé momba izany foana aho. T@ volana iray izay anefa dia nampanantsoin'ny Courts ny tenako ary nolazainy fa tsy voaloa ny vola tamin'ny volana -x-. Gaga aho, ka nampisehoko an'izy ireo ny relevé bancaire-ko tamin'io volana io fa nisy ny virement ho an'i Courts. Natao ny fanarahana rehetra tany amin'ny Banky. Efa lany 4 andro nivezivezena tamin'izany aho no hoy ilay mpiasa nandray ny dossier-ko tao amin'ny Banky hoe aleo ary fa ho soloina ny volanao amin'ny alatsinainy dia eo amin'ny parking atsy ambany ny fotoana amin'ny 10 ora maraina. Fehiny : halatra tsotra izao satria nahoana moa no tsy teo amin'ny guichet tao amin'ny Banky no natao ny fifanolorana na koa tonga dia nloa tany amin'ny Courts fotsiny ?
- noho io antony io dia nataoko ho escale ho an'ny karamako fotsiny ny Banky.Avy hatrany ny ahy dia alaiko daholo ny volako.
tena mpangalatra ireo mpiasan'ny Banky ireo sady banky lehibe an !

4. ndotofetsy
(
19/01/2010 22:29)
vola adala tompo efa hay fa mpangalatra ko na ny karamany aza tsy hitany ny alehany hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =))
5. naritsimba
(
05/02/2010 06:09)
Mba avoahy eto hoe ny anaran'ilay Banky? Inona no tsy hitenenanareo ny anarany, @ izay dia aleo ho hitan'ny havany eo izy, sa mahafinaritra anareo ny mahita hoe tsy ianareo irery no voa, manjary manararaotra mantsy ilay mpiasa ary tsy manaja ny atao hoe: foto-pisainana ho an'ny mpitantana vola.
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.