Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naritsimba, milahatra araka ny daty
naritsimba ( 11/02/2015 06:03)
FIFAMPIARAHABANA 2015 NSD (Namana Serasera Dago)
Miarahaba antsika rehetra! Araka ny resaka efa natao dia hifampiarahaba tratry ny taona 2015 isika eto @ NAMANA SERASERA DAGO. Toy izao ary ny mombamomba izany: Daty: sabotsy 28 febroary 2015 Toe... tohiny
naritsimba ( 22/01/2013 07:41)
FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2013
Tratry ny taona daholo e! Io izany no hafatra avy @ Prezidà GLOU @ 9 fevrier ndray zany ny fotoana hanaovantsika fiarabana tratry ny taona 2009,2010,2011 eh, de ahintsiko espace oasis ilay fandehanan... tohiny
naritsimba ( 02/02/2012 07:56)
RAHOVIANA NO HITRANGA, ASA ANGAMBA ATSY HO ATSY...!
Rahoviana no hisy fihaonana e?... tohiny
novalian'i voahirana ny 18/04/2012 10:24
naritsimba ( 17/11/2011 08:16)
FIHAONANA 10/12/2011
Miarahaba antsika namana rehetra eto e! Misy hevitra nandeha t@ namana izay tafahaona, ary maro no nangataka ny hisian'ny fihaonana. Ity misy soso-kevitra fa miankina amintsika ny fahatanterahany. Ami... tohiny
novalian'i notron ny 25/01/2012 04:51
naritsimba ( 09/08/2011 12:26)
NANKAIZA NY OLON-TETY??
Salama daholo ny NSD rehetra! Tena efa ela tsy nihaona ny NSD fa mba asio prô indray sady efa vokansy izao, ny BACC koa efa hovita ka inoana fa hoafaka @ izay ny ankamaroantsika e! Aiza daholo ry rap... tohiny
naritsimba ( 12/01/2011 08:01)
TATITRA FIHAONANA FIARAHABANA 2011 NSD VONTOVORONA
Miarahaba antsika namana rehetra! Vita soa aman-tsara ny fifampiarahabana tratry ny taona 2011 ny namana serasera dago, izany dia natao teny vontovorona ny Alahady 09/01/11. Maro no tonga nanatrika na... tohiny
novalian'i angotiko ny 27/03/2011 06:34
naritsimba ( 27/08/2010 07:19)
FILAZANA MANJO
Araky ny vaovao heno dia nodimandry io maraina io i GHABY(Kintana telo) Mandria am-piadanana ary mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpanakanto namana rehetra.... tohiny
novalian'i foudre ny 02/09/2010 11:20
naritsimba ( 29/04/2010 12:35)
FIHAONANA NAMANA SERASERA DAGO 8 mai 2010 KRYPTON A/MALAZA
Dia efa miomana izany fa dia io efa nolazain'ny thiel io, rehefa noresahina raprezy dia toy izao ny andinindininy azo lazaina: Ny toerana dia any @ [b]Krypton Ambohimalaza[/b] route de Tamatave , tsy... tohiny
novalian'i epsedo ny 07/05/2010 12:07
naritsimba ( 01/02/2010 11:51)
AIR MADAGASCAR
Transports aériens: Air Madagascar parmi les transporteurs aériens du Mondial 2010 (01-02-2010) - La crise a aussi frappé le secteur des transports aériens mais Air Madagascar a pu survivre grÃ... tohiny
novalian'i bazylou ny 01/03/2011 19:33
naritsimba ( 15/10/2009 06:00)
TATITRY NY FAHA 10 NY SERASERA SY FAHA 5 TAONA NY NSD
Faly miarahaba antsika namana rehetra. Vita t@ 3 oct 2009 teo ny fankalazana ny faha 10 tao,nan\'ny serasera sy ny faha 5 taonan\'ny NSD. Araka ny efa iaraha-mahalala dia teny @ Espace Oasis Vontovor... tohiny
naritsimba ( 17/07/2009 05:26)
MILAMINA SA TSY MILAMINA NY TANY
Fanontaniana napetraky Hery ary @ blaoginy io! Dia nanontany izy mikasika ny PPN. Raha ny PPN no resahina dia toy izao: ny menaka dia maro azo isafidianana 4000ar hatr@ 7000ar ny 1litatra, t@ teo al... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:51
naritsimba ( 04/06/2009 09:55)
HETRA NIAKATRA
Hoy hery atsy @ ilay hoe Fampandrosoana ny eny ambanivohitra: [quote][ampiakariko kely ilay dinika] Anisan'ny zavatra himatimatesanay ka nahatonga anay tapa-kevitra ny hiroso amin'ny fifidianana man... tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2009 23:07
naritsimba ( 02/06/2009 10:21)
VALINTENY HO AN'IREO MPITSIKERA
Miarahaba antsika rehetra indray! Maro tokoa ireo mitsikera ahy @ ireo resaka izay ataoko atsy ambadika atsy, indro hitondra fanazavana aho satria misy ireo sahy manakiana fa tsy miaraka ny fanakiana... tohiny
novalian'i laimiday ny 06/11/2011 09:21
naritsimba ( 29/05/2009 12:29)
TENA FALY AHO
Mety be no gaga angamba mahita ilay lohateny hoe: TENA FALY AHO. Ny antony dia tsotra, misaotra an'i fijo sy ry noue nanokatra lohahevitra ho ahy manokana, izany ahatsapako fa hay tena misy mijery ih... tohiny
naritsimba ( 29/05/2009 07:36)
EFA AKAIKY NY FARANY
Efa akaiky ny farany ho an'i Ravalomanana, efa miteniteny foana ary dia ho hitantsika eo ny fiafarany. Samia velon'aina hifankahita soa aman-tsara ny mpanohana an'i Ravalomanana sy ny mpanohatra an'i... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:16
naritsimba ( 27/05/2009 05:11)
RADIO FAHAZAVANA
Tsy mihaino Radio Fahazavana intsony ny tenako na dia anisan'ny tompon'andraikitra nanao fandaharana tao aza isaky ny Talata Hariva, ary niasa maimaim-poana. Ny antony dia tsotra: Radio miankina @ fi... tohiny
novalian'i coucou2 ny 29/05/2009 10:59
naritsimba ( 26/05/2009 05:53)
TIM ALEMAINA
Efa nisy resaka natsidiko teto mikasika ny resaka nataon'Andriamatoa Nirina izay filohan'ny TIM Alemaina. Indro ny fanazavana mikasika an'izay dinika izay, marihako anefa fa sorce t@ gazety no nakana... tohiny
naritsimba ( 18/05/2009 06:48)
TIM Allemagne
Asa raha mba nisy naheno ny resaka nataon'ilay Dr Rakotomalala Nirina, filohan'ny TIM any Alemaina ianareo t@ Radio, izany no tena hoe naboridany tanteraka Ingahy Ravalomanana, ary notantarainy daholo... tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 11:04
naritsimba ( 14/05/2009 06:32)
FIFIDIANANA
Ho an'ny tenako manokana dia izao no mba hevitro nandritra izay fotoana tsy nidirana teto @ resaka politika. 1-Enjehina sy tsaraina daholo izay olona ananana porofo fa nanodinkodina volam-panjakana (... tohiny
naritsimba ( 20/03/2009 06:45)
MAHAGAGA SADY MAHAVARIANA
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa. Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseh... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0421