NANKAIZA NY OLON-TETY??

1. naritsimba ( 09/08/2011 12:26)
Salama daholo ny NSD rehetra!
Tena efa ela tsy nihaona ny NSD fa mba asio prô indray sady efa vokansy izao, ny BACC koa efa hovita ka inoana fa hoafaka @ izay ny ankamaroantsika e!
Aiza daholo ry raprezy, ravato, thiel, angotiko, sns marobe eeeeeeee!
2. mirananirina ( 14/08/2011 15:29)

naritsimba:

Salama daholo ny NSD rehetra!
Tena efa ela tsy nihaona ny NSD fa mba asio prô indray sady efa vokansy izao, ny BACC koa efa hovita ka inoana fa hoafaka @ izay ny ankamaroantsika e!
Aiza daholo ry raprezy, ravato, thiel, angotiko, sns marobe eeeeeeee!

Sady ny andro tsara dia tsara
3. glou ( 24/08/2011 07:06)
rindrina sisa mijoro :)
4. sipagasy ( 28/08/2011 19:18)
fa aiza ny mponina ao anatiny?
5. notron ( 20/09/2011 08:59)
Slt dôly an!
Izahay mbola ato fa ianareo no tsy mahita an!
naritsimba: fa in ary tsy mianatso @ xxh ty klé?
mba atsoy lesy za refa mba poinss elah de tadiavintsika indray izay azo atao an!
6. ravatorano ( 19/10/2011 09:29)
ny fahitako an i notron eto indray dia tena mahavelombolo ahy tokoa : kaiza zany less bandy akama mlay be ah innn paika amizao mila mihaona marina ny NSD fa ela zany ary marina ny tenin i naritsimba teo sady izao mihitsy no fotoana fa efa mafana ny anjo !
ny rindrina aiza zany raprezy ah fa nareo v eto antoerana ihany sa lasa any ivelan ny Nosy e ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0745