Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 08/07/2019 12:36)
ALEF BAREA !
Napientanentana ny fo sy ny saina tokoa ny lalao nasehon'ny Barea ekipa pirenena malagasy amin'ny taranja baolina kitra.Ela ny ela ka nisy ny toy izao tafakatra any amin'ny ampahefa-daana amin'ny fifa... tohiny
novalian'i BENEM ny 29/11/2019 09:57
ravatorano ( 20/05/2019 10:17)
fifidianana deputé eto madagasikara
olona toy ny ahoana no mba irinao ho lany ho solombavambahoaka eny amin ny faritra misy anao ? HO ahy aloha dia olona mahay tsara ny asan ny atao hoe solombavambahoaka ! tsy mpanao kobaka ambava polit... tohiny
ravatorano ( 11/03/2017 07:31)
aiza ho aiza marina tokoa moa izao ny fandehan ilay fanadihadihana momba ny raharaha tany Antsakabary ireny
Raha ny vahoaka voalaza fa namono ireo polisy roa izay tonga nanao"enquête" sy"nanotra"'izay tsisy afaka tena hanaporofo an'izany aloha fa minoa fotsiny ihany hihihih) dia efa nisy dimy no voatazona ... tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 13:20
ravatorano ( 23/09/2016 07:12)
io ary fa ilay nolazaika tany aloha be tany
lasa TIM ([b]T[/b]eo [b]I[/b]hany no [b]M[/b]iverina) daholo wa zalah pisehatra politika sy polifika eto amitsika ireto ! Ny mpitondra mahazo fahefanana dia mùanampatra ny heriny tokoa amin'izay fah... tohiny
ravatorano ( 08/05/2015 06:40)
nametram-pialana hoe ny PDS Antananarivo renivohitra ?
raha ny vaovao reko alina dia nametram-pialana tsy ho PDS an'Antananarivo renivohitra intsony Ingahy Ny Hasina Andriamanjato ! ny antony reko dia hoe mba hahafahany miteny sy miresaka bebe kokoa momba... tohiny
ravatorano ( 18/05/2014 16:21)
Bare 2 ouganda 1
Sambany mba tsy hitenenana hoe "mba" nandresy ny ekipa nasionalitsika tamin ny foot anio tany mahajanaga.Za aloha raha nijery ilay lalao tamin ny TVM dia nahatsapa fa zakan dry zalahy ilay ougandais .... tohiny
ravatorano ( 11/04/2014 14:49)
Ingahy Kolo Roger no praiminisitra vaovao sy voalohany amin ity repoblika faha efatra ity !
Araka ny vaovao nandeha tamin ny radio maro indrindra fa ny rnm moa dia nanendry an Ingahy Kolo Roger ho praiminisitra ny filoham-pirenena Hery Rajanoanarimampianina anio ! Ingahy Kolo Roger dia terak... tohiny
novalian'i hadji ny 18/04/2014 06:41
ravatorano ( 31/08/2013 12:32)
hifidy sa tsia ??????
ho ahy manokana aloha dia izao : rehefa nieritreritra lalina aho dia aleoko tsy mifidy amin ity fifidianana ho avy ity satria hitako fa resaka kiteritery tsy araky ilay "slogan cangement manara-penitr... tohiny
ravatorano ( 03/05/2012 07:47)
Ela ny ela fa kofona tanteraka ny bandy kle !
beztsaka iaay hetsika sy fihetsiketsehana ara politika mlba nandehanako izay sy nidinako andalambe ary tena niantrehako mihitsy ny fanenjehana aza na d somary mavesatra ny tena d milodaloda mitsoaka m... tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2012 22:35
ravatorano ( 21/01/2012 06:45)
tatitra momba ny fambolena zanakazo izay nataon ny namana serasera dago hatrizay !
Miarahaba ny namana rehetra amin'ny fahatratrarana izao taona vaovao 2012 izao enga anie Andriamanitra manakarem-pahasoavana handrotsaka izany amitsika tsirairay avy. Nisy fotoana nandehanako teny And... tohiny
novalian'i sipagasy ny 03/02/2012 19:21
ravatorano ( 19/10/2011 09:13)
amizao fotoana izao eto antananarivo dia tena ahit...
amizao fotoana izao eto antananarivo dia tena ahita fironana mpanao gazety anakiefatra niara niandany tamin Ingahy Andry Nirina Rajoelina fahiny nefa amizao dia tafasaraka njohon ny hevitra tsy mitovy... tohiny
ravatorano ( 03/08/2011 15:41)
ireo akama mpanao spektakla gratos eny rehetra eny
Mahavariana tokoa ny mahita olona mro mitangorona hatreny analakely,andravoahangy anosy ary ampefiloha eny.Inona ary izao hoy ianao?Jerena ka hay tovolahy mampiseho talenta arak'izay mba tratry ny her... tohiny
novalian'i pulm ny 02/09/2011 08:49
ravatorano ( 26/05/2011 06:23)
tompondaka erantany i Madagasikara
Araky ny fanomezam baovao avy amin ny Minisiteran'ny Atitany dia efa 317 izao no isan'ny antoko politika nahazo fankatoavana ary mijoro ara dalana eto Madagsikara ary mbola misy fangatahana efatra ao ... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/06/2011 12:52
ravatorano ( 28/03/2011 12:40)
mahagaga tokoa ny fanaovana politika eto amitsika aloha e
Efa imbetsaka tokoa njo nasiana teny teti ny fanaovana politika eto amitsika ity indrindra fa ilay antsoina hoe "ethique" nefa toa tsy mba misy na iray aza ry zzareo ireo manana izany toetra izany ! F... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2011 18:55
ravatorano ( 08/06/2010 14:57)
raha ny toy izao aloha d tsy hay tsony hoe aiza ihany no aleha ?????
Raharaham-pirenena Anjakan’ny petatoko sy fihemoran-dava Tsy hentitra amin’ny fanapahan-kevitra sy ny teny ary ny fampanantenana atao ny mpanao politika sy ny mpitondra eto amintsika. Ho an’ny ... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/06/2010 22:05
ravatorano ( 22/05/2010 09:41)
MANAZAVA NY JENERALY ZAFERA
Manazava ny Jly Zafera «Voaroba ny birao rehetra tao amin’ny Fign» Miverina amin’ny laoniny ny fiainana eny amin’ny tobin’ny Fign eny Fort Duchesne omaly. Efa nody eny an-toerana avokoa ... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:35
ravatorano ( 21/05/2010 10:53)
FIFAMPITIFIRANA TENY FORT DUCHESNE !
FIFAMPITIFIRANA TENY FORT DUCHESNE 4 no maty : Fis 1, Fign 1, Emmo/Nat 1, sivily 1 Efatra no fantatra fa namoy ny ainy. Zandary avy amin’ny Fign ny iray. Iray hafa zandarin’ny Fis. Miaramilanâ... tohiny
novalian'i feticon ny 21/05/2010 20:51
ravatorano ( 06/05/2010 16:00)
tena te handray ilay fitondrana ve ny miaramila e?
sa kosa mody fanina na manao sarimihetsika : OPINION POLITIQUE: "Si les actuels dirigeants n’arrivent pas à résoudre la crise, il faut laisser aux militaires le soin de prendre le relais afin... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2010 19:59
ravatorano ( 09/11/2009 08:15)
inona no tena marina e ? miara mitondra sa ????
HO anay tsy dia tena mahay loatra ny lafiny lalana momba ity fitondrana eto ami'ny tany sy ny fanjakana ity dia tena valalanina mihitsy mahita ny fanambarana sy fanehoan-kevitra samihafa ataon'ireto m... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 17:00
ravatorano ( 04/11/2009 05:56)
vavoao tselatra adis abeba
tsy nanaiky ny hitondran'i Andry rajoelina ny fitondrana tetezamita mihitsy Ravalomanana ary nanendry sy nanolotra olona anakiroa avy aminy ny iray hitarika izany dia tsy iza izany fa i Manandafy rako... tohiny
novalian'i milamm ny 04/11/2009 19:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349