vavoao tselatra adis abeba

1. ravatorano ( 04/11/2009 05:56)
tsy nanaiky ny hitondran'i Andry rajoelina ny fitondrana tetezamita mihitsy Ravalomanana ary nanendry sy nanolotra olona anakiroa avy aminy ny iray hitarika izany dia tsy iza izany fa i Manandafy rakotonirina
ilay faharoa kosa dia heveriny f tsy momba ny antsy sy ny aroa dia ny Profesora mpahay lalana raymond Ranjeva !

miandry sy miheno ary manakra izay vaovao miampita avy any isika e !

:D
novalian'i milamm ny 04/11/2009 19:56
2. pikatti ( 04/11/2009 07:18)
Misaotra nizara vaovao tonton a :lol:
3. milamm ( 04/11/2009 08:42)
m'saotra Ravato a,irariako ahitana vahaolana haingana izao toedraharaha izao efa tsy nahita ravin'avaratra @ tany amamonina ihany i lavanify satria tsy voatsodrano t@ fifidianana ny kominina Antananarivo no ihany nifidy azy ,izay
ampahany kely monja manoloana ny 20 millions,topimaso indray mijery eo @ tantarampirenena de milaza fa naveriny frantsay @ ty taonjato 21 ty indray ny fanjanahana vaovao,tsy gallieni sy ny tafiny tsony no nalefa nampandry tany fa i lavanify sy ny capsat ary ramarson,deba laden sns hamerina ny nahazo and-Ranavalona 3 sy PM Rainilaiarivony 1985(maty sesitany tany Algeria),97 taona no niaritra ny fandrobana ankitsirano ireo tombotsoampireneny ny Malagasy,tsy momba andRavalo aho eto fa deraiko izy sahy nitsipaka ireto frantsay nanimba ireo firenena marobe nozanahainy hatrizay,rariny raha tsy manaiky ny ifampiraharaha @ mpampihorohoro ampiasainy frantsay.
-ny tena maha tsisy saina sy tsy mendrika ho Malagasy an'i lavanify de naninona no tsy nifampiraharaha matotra t@ reo fitondrana momba ny fitondrana tsy mendrika nataondravalo ary tsy nitarika olona ho vonoina teny Ambohitsirohitra,izao indray ireo action ny societe Galana namidiny lery @ frantsay ary ampahatelony sisa no anjarany fanjakana Malagasy,hatrany Mampikomy,Ehoala de tsy mitsahatra ny fanondranana ny harempirenena
anjaran'i lery no mamaly ireo nefa isika rehetra de samy manana adidy daholo hanafaka ny tanindrazana,satria toy ny ao antrano izany tany niaviana zany hajaina sy masina fa tsy simbaina toy zao(sanatria toy ny valalan'amboa...)
4. kidoropamba ( 04/11/2009 09:56)
hin!hin!hin! io hoa fa mihaodihaody ao ihany ny fianakavian-dry Ra-marisely na dia tsy henoheno aza. Raha resaka fitapitaka hoa dia ao foana ry zalahy na dia tsy hita vatana aza.

Dé i zandry kely Raymond izany no "jokeran-dra8" ao satria Manandafy tsy misy mila? hin hin hin hin....

Ho adinon-dratsiraka ve ilay "tsato-kantsy nataon'i Raymond" an'azy t@ 2002?
Hajanony hoa ny "sipôzitoire" fa tena tsy mandaitra intsony izao. Firy "division" moa ny an'i Raymond, ao Madagasikara ao? (hoy staline hoe: Le pape, combien de division?).

Hoy Ratsiraka hoe: Il n'y a pas de problème....avelao Ra8 hanao kirizy de pubertré any eo fa ho jerem-potsiny eo izy.

Alefa raymond à, alefa raymond à
5. ravonjison ( 04/11/2009 09:57)
[quote=milamm]
"............,tsy momba andRavalo aho eto fa deraiko izy sahy nitsipaka ireto frantsay nanimba ireo firenena marobe nozanahainy hatrizay,rariny raha tsy manaiky ny ifampiraharaha @ mpampihorohoro ampiasainy frantsay...."


Io voalazana io dia efa mazava hatry ny ela ( hoan'izay manana esprit analitique ). Misy anefa ireo izay mahazo tombotsoa avy @ izany ka miezaka mamadika resaka sy mampisavorovoro ao antsain' ny vahoaka ny zava-misy.

Averiko ilay hevitra : " tsara raha zarazaraina @ pays maro samihafa ny fampandrosoana an'i Mcara, fa tsy avela ho an' ny frantsay irery. Ny zavatra vitan' ny frantsay dia efa hita fa ratsy daholo ny vokany.
6. kidoropamba ( 04/11/2009 10:02)
Zarao amin'ny gasy aloha ilay "pays" fa tsy amin'ny firenena vahiny izany raha tia tanindrazana e. Mbola 80% izao no mitrongy vao homana, kanefa ny tany izay hany mba fananana nolovain'ny t@ razambe-any dia io izy namidinareo @ daewoo io.

Aiza ary izany é? Alefa Raymons à, firy Division aloha nenao fa efa maromaro ny jeneraly efa nitombo galôna izay tato ho ato.
7. milamm ( 04/11/2009 10:26)
karatra eo antanany frantsay ny vondrona mpanelanelana,ny SADC ihany sy afrika atsimo aloha no miandany @ ravalo,ireo ol eritreretiny ireo de azony atolotra fa tsy tendreny ary tokony ho voaramaso ny fitsarana faratampony sy ny groupe des societes civile oh.ny ankolafiny fampihavanana manazava mangarahara @ daholobe ny volavolankevitra ho tapahin\'izy ireo fa tsy ho tompontrano mihono,famindrana amimpahamatorana mendrika ireo fahefana voagejany mpampihorohoro.raha misaina kely fotsiny i lavanify de miala ary manomana ny andrimpanjakana(kabinetra manaramaso ny rep.4/shadow cabinet oz ny britanika)
8. xxx ( 04/11/2009 10:51)
Tena tsara be ny analyse-nao ravonjison ,tohizo fa tsara,olona mandinika no hilain'ny firenena fa tsy olo gaigigaigy toy ndrakidoro lo!

H o ela velona Madagasikara Tany mahaleotena TSY MILA TSOTSOKA mpanjanaka @pétrole ,ny voazanaka ara-tsaina aloha ny ankabeazany le olona tsy nandia fianarana toa andrakidoro sady may vava tsy ampy fan
dinihana ,izay saikely fantany eo no mba loarany nefa hors sujet lava !!!
NY TOA AZY NO sady MAMPALAHELO no MAHAMENATRA ,saonjo iray lohasah io tsy hilaozan'izy misy lo!!!
9. Rajakoo ( 04/11/2009 11:54)
Mampalahelo le lohana kidorovatatay :twisted:
10. kidoropamba ( 04/11/2009 12:24)
Aza mora mikoropaka hoa fa omeko anareo eto ny anjaranareo tsirairay. Kidoro ange efa tsy mitady seza intsony fa efa retrety é.

Ilay "hetsiky" le8 tao Addis Abeba omaly moa heverinareo fa hanova zavatra? Ny pharmacie ao Addis Abeba ihany no hanan-karena satria ho lafo dolidoly ny fanafody hi-kalmé-na voay gasy any io. hin hin hin hin hin!!!!!

Tezitra be hono levalo ka nanao krizy. F'angaha misy mandraharaha an'izany? Ny vahoaka malagasy izao no tsinjovina fa tsy io voay noroahina any afrika atsimo io.

Arosoy eto indray i Raymond Ra8 fa tena milay kosa ilay izy e.

alefa alefa Raymond à, firy Division hoa ny anao fa tena miandry anao jeneraly André sy Noely ao. hin hin hin

Aleo asiana ilay hehy manaitra be kosa e: hon hon hon hon
11. Rajakoo ( 04/11/2009 12:58)
mialà enao sasatra e, maty ho azy eo ianao kidoro o
12. milamm ( 04/11/2009 13:03)
voalazanao tsara ny resaka ravonjison a,i ravalo lany t@ fitsapakevibahoaka 07moa tsy ny vahoaka no nandroaka azy tao f ny capsat nampihoroho an'Antananarivo,vava basiny manamboninahitra ambony akaiky azy sy noterena hanao sonia ametrampialana sy famindrampahefana,tsy isalasala andatsaka ny ainy ireo hat sy ny frantsay ra miverina @ zao ,ny manitikitika ny saiko de oe: ol toa-teny sy mamimbahoaka v izy ireo ,leo fampanatenana ny rehetra,mila ol vonona manatanteraka ny adidy ho any marobe sy ny tanindrazana ,famerenana ny filaminambahoaka tsy misy hatak'andro,ny tena mahamay ahy de efa dila zany fotoanany dinidinika sy tapak'ahitra zany fa vahaolana sy fahaizana iara-itantana ny tetezamita,atomboy @ fihavanampirenena sy fanajana lalana
13. xxx ( 04/11/2009 13:35)
milamm a!aleonay mampitsangana ny maty t@ andron'i gallieni...tsy notenitenenina fôna zany ry zandry fa aleon'ny bandy miraka t@ frantsay toy izay miaraka @ ra-8 mpanompya sampy, ny frantsay l'tia na nanjanaka aza mba nisy noraisina ny bandy fa ny an'ny ra-8 de tadiavin'i lery hobodoina daholo ny fananan'ny gasy force one e!tiko e!magro e!lalasoa e!ny sipa reetra pehan'i lery daolo satria be vola hono razoky, de tompoy ao ny an'ilisany fa io indray de nofy ra ho tonga eo @ fitondrana eo. de ho hita eo zany fa ny tantara de mbola mitohy e!ra tena mafy laisany de tokony hiandry fifidianana de any mifampitady de hita eo!
14. Rajakoo ( 04/11/2009 13:55)
Hiverina voazanaka ndray ve nareo ??? aiza ary zany e,ny firenena rehetra mila @ zany daholo de lisany ve ny hiverina t@ 18ème siècle :roll:
15. patrick2002 ( 04/11/2009 14:18)
ka raha hozanahany imperialiste anglophone lesy ,dia samy mpanjanaka ireo aminay ah!
Raha tianao no hiala @ frantsay dia mitadiava lalam-barotra vaovao ,fa hatramin`izao aloha dia mbola 75% ny commerce international an`i madagasikara dia @ frantsay ,ny frantsay no tompony 65 % trosany madagasikara @ alalany BM sy ny FMI .
Mandehana ianao ao frantsa fa ny crevette ny letchis hita eny @ grande surface ao frantsa dia PRODUIT DE MADAGASCAR
Ka raha tianao ny hiala @ frantsay dia mandehana mitady lalam-barotra vaovao any allemangne ohatra na Royaume uni hitantsika na hividy ny vokatrao ireo firenena ireo .
Aza hoentina @ fo ny politika fa ampiasao ny ati-doha ,
16. pikatti ( 04/11/2009 14:29)
Tsotra anie leity rapaty le kozy e, hoy milamm zaraina ny tseana fa tsy any @ Frantsay daholo ,ary io voalazan'elah io,hany ka raha vao tapahiny tampoka ny tsenan'elah kreveta sy lotesia ty de eo elah mihahaka,efa io foana no arme fatale hataon-dry zalahy de mbola tsy tonga saina iahany
Tsy voatery ny Frantsay irery ihany ny hanome tosika @ reny fanampiana ara-bola reny refa mahay manaraka le jeu-ny elah
Ka aza ny vava no entina fa ny ati-doha
17. kidoropamba ( 04/11/2009 15:22)
Frantsay hoe frantsay kanefa dia mbola ao ambouden'ny frantsay ihany levalo misambom-bola ary manatavy tena. Sadc é, angilisy é, kanefa dia mbola ny gazety frantsay ihany no hanaovana "finale". hin hin hin hin

Aiza hoa nareo izany toa variana manao "fiavonan'akoho é": miavonavona kanefa dia manao ENY raha mahita tay. tsssssss.............hin hin hin hin

Tsy mila frantsay kanefa ny trosa rehetra dia any dolidoly ny akabeazany.

Efa nahazo "sipôzitoara" hoan'ny voay ve aloha lery satria toa kalme indray?
hin hin hin hin . Mety nomen'ireo etiopiana fanafody mampatory elefanta angamba lery izay ko.

Alefa hoa fa iray andro sisa é.
18. pikatti ( 04/11/2009 15:52)
Ka io no tsy azon'elah kidoro
Ny Frantsay de tadidio fa raha vao manohitra azy elah de io ny arme fatale
"avereno ny volanay"!!!!
Trosa foana ary efa interdit bancaire aza elah de de totofany trosa de ao elah sy ny tranon'elah fa tsy afa-bela
Iza anefa no nitady fiaka hialana @ io raha tsy r8,zay no tsy miditra ao an-dohan'elah zay....
De lasa elah manao akoho mihinan-tay ery raha mbola tsy mitady fika hivoahana @ io cerce vicieu x io
De io i Bitrovoalavo fa tsy afa-bela tokoa satria ry lerony( frantsay io) no nanohana le fanonganam-panjakana
Ha ha ha zany anie lesy le politika e, refa tsy angadin'elah de aza mitsontsona
Maty aho tgv
19. Papoose ( 04/11/2009 16:25)
oviana ihany ary le consensus kle! :lol:
20. pikatti ( 04/11/2009 16:46)

mba mampitony ny fon'i kidoro re ranona sao tsy mahita le tany nampanantenaina lery fa ho faty eto @ ty efitra sinay politika ty :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7797