Liste des messages

Liste des messages, inserés par milamm, par ordre de date
milamm ( 02/04/2014 10:58)
elefanta manao sary hosodoko
betsaka ireo zvt mety vitany biby tsy eritreretintsika ao ny dolphin mahay manao sary fa ty elefanta avy any Thailand Suda no anarany dia mampiaky fa tokana ny talenta ananany azo antsoina ngamba oe R... suite
milamm ( 01/04/2014 15:43)
misitery ny voromby malaiziana nanjavona
mbola tsy nahazahoambaovao hatraminy zao na de firenena marobe aza no mikaroka ny sisa tvaela @ io voromby MH370 malaiziana sy nny mpandeha 239 tao anatiny, mahagaga ihany satria raha finday aza @ zao... suite
répondu par mpisotrtoaka le 14/07/2014 12:37
milamm ( 29/03/2014 16:16)
foza oe loza amantany zany ozy lavanify
tena loza zany mampitaha olona @ biby nge zany e http://www.youtube.com/watch?v=kzg3IRvx0iI lol.............zay vao itako ty aoka lavanify fa i raforsa zao no mitana ny lakile a... suite
répondu par Lesla le 05/04/2014 00:51
milamm ( 29/03/2014 11:51)
Artista manja
Nitsotra Lianah anisany artista mahafinaritra ary manja izy feno hafaliana ny endriny ary ekena sady manana personalite tsara tena olona tsotra mahavariana ankafizo http://www.youtube.com/watch?v=... suite
répondu par andrywui le 29/03/2014 22:41
milamm ( 28/03/2014 12:15)
efa miasa tsara ny HCC izany nefa...
fanafoanana ny fifidianana birao maharitra tao @ antenimierapirenena no dingana lehibe heno voalohany @ izy ireo nefa miahiahy ihany koa ny rehetra fa eo ambany fibaikoany prezidansa io vovonany andri... suite
milamm ( 25/03/2014 13:21)
fandaniambolambahoaka tafahoatra
Tsara fantatsika rehetra angamba ny mikasika ireny fivoahana any ivelany ireny ataony filoha sy ny mpanaradia azy ary vola mihoampampana lany @ zany satria volany mpandoa hetra isambatan'olona fa tsy ... suite
répondu par milamm le 28/03/2014 12:03
milamm ( 10/03/2014 12:44)
sinema ftsn le IST Ravatomanga
namafisny matoambaovao androany http://www.midi-madagasikara.mg/politique/2014/03/10/mamy-ravatomanga-levee-de-list/ miha ela velona reo tsy maty manota olon ni-spons an'i raforsa v ho voagidraka, e... suite
répondu par rabaradaka le 15/03/2014 12:22
milamm ( 28/11/2013 12:56)
izao ve le fiovana nandritra 4 taona tgv potika ny tanana
http://www.lanation.mg/article.php?id=7965 mibaribary toy ny kary an'efitra ny vokatra de asakasaky zay mbola te anohy zany @ fery vaovao ... suite
répondu par xhavier le 03/12/2013 13:01
milamm ( 30/05/2013 12:14)
vaky ny ady eo @ beriziky sy andry
savorovo sy korontana no miseho eo @ ireo andrimpanjakana roa lehibe ankehitriny, raha araky ny lalampanorenana voarakitry ny tondrozotra 2011 nosniaviny reo mpandray anjara fa hiala ny andraikiny @ m... suite
répondu par milamm le 02/06/2013 09:34
milamm ( 22/05/2013 13:41)
fametrahampialany ireo nilatsaka ho fidiana 24 may zao
Mazava araky ny volavolandalana ny fifidianana fa io andro no ametrahan'ireo mitana andraikim-panjakana @ zao fotoana, maro izy ireo ny fanotaniana dia ahoana ny fanarahamaso izany famindrampahefana i... suite
répondu par milamm le 27/05/2013 20:12
milamm ( 16/05/2013 21:11)
nodimandry ny pasitera Andriamanjato teo @ faha 83 taonany
http://www.tananews.com/asides/deces-du-pasteur-richard-andriamanjato-ce-soir-a-paris/... suite
répondu par sitlo le 31/05/2013 20:32
milamm ( 05/05/2013 02:47)
nilatsaka ihany lavanify ny farany
voamarina fa nampanateriny ANR ny antotan-tarat... suite
répondu par andrywui le 05/05/2013 21:06
milamm ( 28/04/2013 14:33)
zany ony e
Indray takariva nandrahona Nanao techno ony ny sahona Ravoalavo moa nanao blozy Tango ny an'ny totozy Hip Hop no iangaliany kalalao Kadradraka tompony afindrafindrao Fety dia fety tokoa Nivanaka hatr... suite
répondu par hollyjohnson le 15/11/2025 04:32
milamm ( 21/04/2013 11:07)
tonga omaly teo Ivato ratsy iraka sy ny vadiny
nanatrika ny fivoriana notarihiny ffkm izy omaly raha vao nidina ny fiaramanidina nitondra azy teny ihany koa rajoelina, ny filoha teo aloha Atoa Zafy niaranidinika ny fampihavanampirenena nirava main... suite
répondu par misratana le 27/04/2013 08:44
milamm ( 17/04/2013 15:33)
diso tarigetra ireto mpaka takalon'aina
Sombitsombim-baovao voaray zaraina ,mirongatra tokoa ny fakana takalon'aina vahiny eto M.kara atr@ 2009 nakaty, roa andro lasa izay Alatsinainy hariva dia teratany frantsay monina 10 volana teto amits... suite
milamm ( 12/03/2013 09:50)
tonga soa amantsara Rtoa Ravalomanana
arahabaina tonga soa amantsara Rtoa Ravalomanana fa tafaverina avy nitsidika ny reniny @ zao fotoana isaorana ihany koa ireo nanampy sy nanohana azy @ zany, mirary soa sy fahasalamana ho an'i bebe Raz... suite
répondu par andrywui le 14/03/2013 21:33
milamm ( 27/01/2013 13:56)
zanatany
toa mifandraika @ marina ty lahatsoratra ty rehefa dinihana ny niseho rehetra http://www.lanation.mg/article.php?id=1852... suite
répondu par milamm le 28/01/2013 17:48
milamm ( 17/01/2013 19:33)
hay moa ka meloka no omena famotsorankeloka lavanify
http://www.madagascar-tribune.com/La-SADC-reclame-l-amnistie-pour,18364.html ... suite
répondu par milamm le 19/01/2013 15:30
milamm ( 12/01/2013 13:38)
lasa ny imf tsisy hafa 2008 t@ Atoa Ravalomanana, ary tsy manaiky ny ilatsahany lavanify ny sadc
http://www.madagascar-tribune.com/Rien-ne-va-plus,18346.html manarak'izany haka hevitra @ reo mpanohana azy kalo lavanify vao hanao fanambarana momba ny filatsahany nefa mazava ny resaky ny sadc sy l... suite
répondu par AndriambyII le 19/01/2013 13:27
milamm ( 21/12/2012 15:56)
valan-dresaka lavanify t@ rfi...
araho eto http://www.andryrajoelinaenaction.com/ - ny fodian'Atoa Ravalomanana zay namafisiny nifimbitro ho nanao coup d'etat nefa ... http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM asa na very tadidy... suite
répondu par miralenta le 28/12/2012 12:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468