misitery ny voromby malaiziana nanjavona

1. milamm ( 01/04/2014 15:43)
mbola tsy nahazahoambaovao hatraminy zao na de firenena marobe aza no mikaroka ny sisa tvaela @ io voromby MH370 malaiziana sy nny mpandeha 239 tao anatiny, mahagaga ihany satria raha finday aza @ zao fotoana noho ny haitao dia azo fantarina ny misy azy nefa zvt goavana toy izao ve anjavona fotsiny, anisany fanazavana nisarika ny saiko iray mety ho tranga anatiny ity ka zaraiko

http://metatv.org/avec-la-disparition-des-passagers-du-vol-mh370-de-malaysian-airlines-le-milliardaire-jacob
2. essera ( 10/04/2014 14:30)
milamm:

tena efa avo lenta be any resaka zany a. Dia tena nofanahy iniana izany ny nampanjavonana an'ilay avion ?
3. sitlo ( 01/05/2014 22:17)
Politika io raha ny fahitako azy. Fandrebirebena ny saim-bahoaka. Dia volana vitsivitsy taty aoriana ve dia iny i Obama mihitsy no manao fitsidihana an'i Malezia?
4. essera ( 02/05/2014 06:58)
Nisy amerikana anankiray nilaza nahita an'ilay izy. tao am yahoo no nivoaka ilay izy fa cliché sattelite no nahitany azy fa aza izay tohiny.

5. rabaradaka ( 10/05/2014 10:51)
efa nanazava lava be mikasika an'io fiaramanidina MH370 io i rabaradaka, lahatsoratra lava be misy pejy 20 no nataoko, fehiny misy hery tsy fantatra nanafina azy ary ireo extra-terrestre no ao ambadik'izany.
6. essera ( 12/05/2014 11:54)

rabaradaka:

efa nanazava lava be mikasika an'io fiaramanidina MH370 io i rabaradaka, lahatsoratra lava be misy pejy 20 no nataoko, fehiny misy hery tsy fantatra nanafina azy ary ireo extra-terrestre no ao ambadik'izany.

Mba omeo lien an'izay hoe azafady (le fanazavana). Sôtsa mialoha topko.
7. rabaradaka ( 16/05/2014 12:12)
izao aloha e, hisy dinika hataon'i rabaradaka mikasika ny extra-terrestre dia tongava ianareo fa gratuit io.
8. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 12:37)
Lol koa nareo zany Radaradaka a ! Ts met mbaradaka anle lien tedavin'ny kil !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7102