saode tsy rariny kosa ry sadc raha ho afamaina t@ 26/01/09 sy 07/02/09 zany lavanify sy namany mpamono olona ary ny raharaha any atsimo vono olona mikararana????
Mahagaga tokoa fa tsy mahatsapa tena mht isika hoe diso fa ny hafa foana no diso!Na hita mibaribary azy ny ratsy rht atao dia mbola i anona na anona ihany nonanao an'io ntsss
zah zao ry mirana de tena mahatsapa tena mihitsy oe nisy fahadisoana nataoko tao oao de mibaboka ah fa diso huh ...
- zah ty nanohana anle boay kely ry !! nedala ndray ty naneno saoana be tsy nilatsaka de tsy itako tsony ze ataoko fa rafotsibe leomboanana marina ah kle !!!