hay moa ka meloka no omena famotsorankeloka lavanify

1. milamm ( 17/01/2013 19:33)

http://www.madagascar-tribune.com/La-SADC-reclame-l-amnistie-pour,18364.html

répondu par milamm le 19/01/2013 15:30
2. milamm ( 17/01/2013 19:37)
saode tsy rariny kosa ry sadc raha ho afamaina t@ 26/01/09 sy 07/02/09 zany lavanify sy namany mpamono olona ary ny raharaha any atsimo vono olona mikararana????
3. mirananirina ( 18/01/2013 09:25)
Mahagaga tokoa fa tsy mahatsapa tena mht isika hoe diso fa ny hafa foana no diso!Na hita mibaribary azy ny ratsy rht atao dia mbola i anona na anona ihany nonanao an'io ntsss
4. andrywui ( 18/01/2013 21:47)
zah zao ry mirana de tena mahatsapa tena mihitsy oe nisy fahadisoana nataoko tao oao de mibaboka ah fa diso huh ...
- zah ty nanohana anle boay kely ry !! nedala ndray ty naneno saoana be tsy nilatsaka de tsy itako tsony ze ataoko fa rafotsibe leomboanana marina ah kle !!!
5. milamm ( 19/01/2013 15:30)
mahagaga ko fa tokony ho tsaraina aloha le boiaikely vao omena famotsorankeloka no tena izy,
miangona izany ny rihitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3893