vavoao tselatra adis abeba

21. ravonjison ( 04/11/2009 17:22)
pikatti:


"....Ny Frantsay de tadidio fa raha vao manohitra azy elah de io ny arme fatale
"avereno ny volanay"!!!!
Trosa foana ary efa interdit bancaire aza elah de de totofany trosa de ao elah sy ny tranon'elah fa tsy afa-bela
Iza anefa no nitady fiaka hialana @ io raha tsy r8,zay no tsy miditra ao an-dohan'elah zay....
De lasa elah manao akoho mihinan-tay ery raha mbola tsy mitady fika hivoahana @ io cerce vicieu x io
De io i Bitrovoalavo fa tsy afa-bela tokoa satria ry lerony( frantsay io) no nanohana le fanonganam-panjakana....."




Izay mihitsy e. Io dia efa hazavaina foana fa dia eee, tsy mety azon'ny sasany mihitsy e .
22. milamm ( 04/11/2009 17:35)
tafa iny kozy iny pikatti ,m'si tsy misy ampina ny voalaza.
mba mandiniha ihany ze voalazany ny hafa rapaty,fa tsy ifaly ivatravatra tsy nisy iresaka andao iverina @ mpanjanaka teo na kely aza e ,fidifidiana izay firenena any ivelany iaraha-miasa no ventiny mba tsy ho monopoliser frantsay sy ho manipuler-ny politika ekonomika sns a
xxx > raha faly tengenany vzongo zoky de soraty aminy dolidoly ny fanananao manokana any dago fa tsy olana fa ny rehetra tsisy iditra @ zany ,raha tsy fitiavana air force 1 fotsiny de tsy lasa lavitra,i sarko oh.zao de nandany volany mpiray tanindrazana aminy $ 250 million @ le avion-ny vaovao hivoaka @ heritaona,nampiany vola tsy toko forohany vondrona eropeana fanamboarana hotely mihaja herinandro lasa zay fandraisana olona ambony tsy lavitry Elysee @ volany eropeana de ahongana zany izy :wink: de iverina @ alema ny frantsay,mba saino kely ange :-D

papoose > sali toi,io klongany de tsisy consensuel zany ra tsy miala i lavanify mitondra resety fiasco ,de aleo ireo lehibe mahatapak'ahitra no ifandamm fa averina inono any @ reny malalany @ zay i andry
23. ifiona ( 04/11/2009 17:48)
toa misy resaka co-présidence hono
24. bazylou ( 04/11/2009 18:46)
tsy afaka miala amin'ny frantsay mandrakizay ny mdg sy ny malagasy, :roll: :roll: :roll:
25. patrick2002 ( 04/11/2009 19:07)
:-D :-D :-D efa hita anie fa izany no izy eh! Tsy afaka mila @ frantsay ny malagasy ,satria tsy mahita mpampindrana vola ,ary tsy mahita lalam-barotra vaovao .
Dia miteny indray ny sasany fa hoe monopoliser-ny frantsay ny varotra :-D :-D :-D mba misaina eh! efa nitady lalam-barotra vaovao Ravalo fa tsy nahita ,nitady hampiditra banky allemande sy banky asiatika fa nihomeezany asiatika sy ny rainiboto aleony hampiasana any @ toerankafa ny vola ,fa tsy haazoana tombony miohatra ny any @ toera-kafa ny mampiasa vola ao Dago
Dia lazaina fa ny frantsay no mibahana ny toe-karena ao Madagasikara , :-D :-D :-D , Lazaina fa ny frantsay daholo no mahatonga ny fahantrana ao Madagasikara ,nefa ny saina pokaty no betsaka ,
Mandehana mivarotra kisoa @ arabo ,na @ komorianina dia ho hita eo ra hividy ny vokatrao izy ,heveriny fa mora ity mitady lalam-barotra ity , efa nanandrana nanao an`izany Ratsiraka fa taiza no niafarany Madagasikara ,io isika io mitana ny rambony eran`ny afrika io ,nefa aiza taloha ny malagasy nihomehy ny komorianina sy ny morisianina izay norabiana hoe taikiringa ,zao ny taikiringa mihomehy ny malagasy . :-D :-D :-D

Mbola tsy tonga saina ihany dia izao hiomehezany etiopianina tsy ampy sakafo sy ny mozambikanina ,
Aiza ko ianao malagasy ihany no manaratsy ny malagasy mpiray tanindrazana aminao ,ohatry ny boka mitanin`andro mifanaratsy ampitoerana :cry: :cry: :cry: :cry:
26. milamm ( 04/11/2009 19:49)
rapa > tena io toetsaina mirefarefa/looser io tsy afa mitraka tengenany hafa ny vozony no nahavoa anareo mitsamm ,ka mapatonga anareo mirediredy otrany azon'ody toy zao i bazy ko anisany zany aza raisina tsy fitiavana manokana ty kozy ty fa diniho manokana any @ takotakona saode mba voasisiky frantsay na tgv manko nareo m'tsamm
teo ilay 1 nahasahy nandaka ny frantsay ary voaporofony @ tany amamonina fa afaka mamelona fianakaviana aman'aliny ny orinasa natsangany,fifanarahana any ivelany nampanatena asa maro ankoatr'izany ary nifidy ireo mpiaramiasa aminy atrany afrika no eropa,etazonia,soeda ,azia sns no nilahatra ifandrombaka hamatsy vola sy nampihena ny trosa,nampiroborobo ny fihariankarena.miloloha lanitra tsy maintsy lena nefa betsaka ny soa azo tanisaina raha be ireo zv ilaina nadavan'andro no tena vita malagasy,ahongana sy atao sesitany ,iza no nahavita izany i lavanify sy kapisaty,ny atidoha sy hozatra frantsay ,ny mpanohana otranareo mitsam...izany v tsy oe mpamosavy malemy ...?
27. milamm ( 04/11/2009 19:56)
@ manaraka aloha fa mbola sahirana mapangatsitsika ny tendako @ becks za anaraka liverpool-lyon ..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1448