mahagaga tokoa ny fanaovana politika eto amitsika aloha e

1. ravatorano ( 28/03/2011 12:40)
Efa imbetsaka tokoa njo nasiana teny teti ny fanaovana politika eto amitsika ity indrindra fa ilay antsoina hoe "ethique" nefa toa tsy mba misy na iray aza ry zzareo ireo manana izany toetra izany !
Fanontaniana kely ; efa mba renareo ve fa efa nahazo famotsoran keloka ingahy Pierrot R.? raha tsy mbola mantsy dia ahoana no nanendrena azy tamin io toerana io ?
Azo hinaoana ve fa tena hisy fifandraisana sy fahamatorana eo amin'ny fiarahana miasa ao amin' io goverinemanta vaovao io satria ry Hery Raharisaina ve tena hilefitra amin'izay baiko homein'Ingahy Andry R. eo na dia mifanohitra amin'ny foto-keviny aza? sa izay marina ilay hoe nahazo toerana ve ?
henjana b ny mpanao politika eto antanana eto e tena tsy hay tsony
za koa tara be fa tena teo ampiomanana amin'ny fananganana antoko politika hanao fikafika no niainga ireny rango-pohy ireny fa saiak tafa mihitsy tsika an ! hahahah
dia ho toy izany ve no hanaovana ny rahahra politka eto?
aiza moa isika no handroso !
ny hopitaly manarapenitra no lazaiana fa hatsangana etsy sy eroa nefa ny efa misy eo aza tsy manana fitaovana manara penitra akory na dia iray aza
mampalahelo tokoa re izany mampalahelo mampangoraka mampitomany ..........
Tompo รด mammindrafo aminay !
novalian'i bazylou ny 28/03/2011 18:55
2. bazylou ( 28/03/2011 18:55)

tsy misy izany zavatra teneninao sy andrandrainao izany io.

Ny masaka ao di any fanomanana ny fifidianana, tsy maintsy milamina daholo aloha vao mifidy ary efa mandeha any ny saosy ho raisin'ny tsirairay amin'ny fifidianana.
Farann'y taona raha haingana indrindra ny prezda " vaovao" no tonga , raha tsy izany dia 2012 na 2013 isika mihaona e.

beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3083