inona no tena marina e ? miara mitondra sa ????

1. ravatorano ( 09/11/2009 08:15)
HO anay tsy dia tena mahay loatra ny lafiny lalana momba ity fitondrana eto ami'ny tany sy ny fanjakana ity dia tena valalanina mihitsy mahita ny fanambarana sy fanehoan-kevitra samihafa ataon'ireto mpanao politika sy mpitondra amin'iny tetezamita amin izao !
Ingahy Rajoelina milaza fa izy irery no tena mpitondra sy mahatapakevitra,Ingahy Rakotovahiny sy Fetison koa dia milaza fa miara mitondra izy telolahy satria iretsy roa farany dia co-presidents !
dia raikitra indray ry Lalatiana ao amin'ny viva miteny fa diso izany fa Ingahy Rajoelina irery no lehiben'ny fitondrana tetezamita,dia mamaly indray ingahy Eric Rakotoarisoa fa miara mitondra izy telolahy !
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=8553
Noho izany dia tokony omena fanazavana ny vahoaka ary ny manao izany dia ireo olona voakasik'ilay tsy fitovian-kevitra mha hahafahana marina mahafantatra ny marina sy ny diso mba tsy hisian'ny fisalasalana.
Raha mbola izao mantsy no hitohy dia txy hitako mihitsy izay fiaraha miasa hataon'izy efa tonta ireo !
novalian'i pikatti ny 09/11/2009 17:00
2. terrywui ( 09/11/2009 10:58)
zany co-President zany ravato tsy President a! aza mataoatra ianao fa refa tsy ny toeran'ny President no azon'ireto dondrona be mpiondana ireto defa tsy tafa hetsika eo reo ee! zay roalahy kely co-presika kely reo ve !!!


faharoa : IFIONA : sahindry ve ny milaza anah oe lohan'angidina klé ??
fahatelo: efa nambaran'ny fianakam's tam sabotsy fa niverina TGV daolo ndray zahay mianakavy mpakany amn cyber noho ny fahafantaranay fa tsisy zavatra vanona sy mihodina ao amin TIM tao ! beeeuuuurrrkk !! mpiondana be daholo ! tsy mpiondana H-H fa mpiondana osilahy !! hin hin hin hin !


mamay amiko ndry r'ifiona ra tratrako teny ah zay !!!.....
3. ifiona ( 09/11/2009 11:26)
terrywui :evil: :evil: :evil:
4. patrick2002 ( 09/11/2009 11:43)
Io aloha tsy misy afaka mamaly isika na izaho na ianao hoe inona ny dikany izany hoe co president izany ,sahala @ tori-teniny mompera sy pasitera ihany io ,zay filazany azy eo ,fa tsy misy hoe 1+1=2
Fa ny zava-dehibe dia ny fahaizan`izy telo lahy hiara hiasa ,hampandroso ny firenena izay ihany .Anisany fahaizana miara miasa ny Fandeferana ,ny fitsinjovana ny hafa ,ary ny tsy fanaovana didy kofehy lehibe ,sy ny fanararaotam-pahefana ,ireo qualité ireo no tsy nisy t@ Dada ,ka nahatonga ahy nanohina mpanonga- panjakana .
VIVE TGV.
5. pikatti ( 09/11/2009 13:59)
Art 4
Les actes du président de la transition, pris en conseil des ministres, sont contresignés par les deux co-présidents de la transition.


Sur le plan protocolaire, Rajoelina est légèrement au-dessus des co-présidents mais au niveau de ses pouvoirs, il n'en a pratiquement pas plus que les deux autres. Tous ses actes doivent étre désormais co-signés par les deux co-présidents pour étre valides.
Zay le izy tonton Ravato a,henoy any koa ny voalazan' i Ato Rakotoarisoa mpahay ny lalam-panorenana , ary tsy manohitra an'izany i Ato Ratsirahonana mpahay an'io lalam-panorenana io
6. ifiona ( 09/11/2009 14:54)
pikatti >>> ary raha natao vice-présidents fa tsy co-présidents izy mitsam dia mitovy ihany ve ny pouvoir-ny, zany hoe mila contresein koa ve sa aona
7. pikatti ( 09/11/2009 15:04)
Raha le filoha lefitra na vice-présidents dia mpanoro hevitra na mpanolon-tsaina tsotra ka @ izay fotoana izay tsy voatery mila ny sonian'i Atoa Rakotovahiny sy Atoa Rakotonirina i Atoa Rajoelina vao manan-keryny tapaka voaray @ conseiln'ny ministra sy ny hafa koa
8. pikatti ( 09/11/2009 15:40)
Andrianirina fa tsy Rakotonirina no izy é,efa azonareo ihany ny olona tiako ho lazaina e 8)
sa ahoana no fandraisanao an'ilay izy ,le Maputo I mantsy iny vice iny ary tsy toa izao Addis Abeba zao ny rafitra tao
9. patrick2002 ( 09/11/2009 16:22)
pikatti:

Andrianirina fa tsy Rakotonirina no izy é,efa azonareo ihany ny olona tiako ho lazaina e 8)
sa ahoana no fandraisanao an'ilay izy ,le Maputo I mantsy iny vice iny ary tsy toa izao Addis Abeba zao ny rafitra tao



Fa ialahy ity angaha zanaky Rakotonirina Manandafy ry Pokatty ,hitako no manao lohan-drainy kou :cry: :cry: :cry:
10. pikatti ( 09/11/2009 17:00)
zah lesy le rafilahin'elah iny a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.452