Liste des messages
Liste des messages, inserés par pikatti, par ordre de date
pikatti
(
17/08/2010 14:13)
LALAN-TOKANA "LABYRINTHE" hivoahana @ KRIZY
Firy izay ny daty naroso etys sy ero fa e e e
Firy izay ny kivorivory fa e e e
Izao indray nivoaka ny avy any @ unilateralisme
fa tgv no mijanona
tgv no manendry farany ny Pm
tgv no mifidy ny ministr...
suite
répondu par xxwx le 19/08/2010 12:31
pikatti
(
30/07/2010 00:17)
KARAMA BE MANADALA HO AN'NY MPIASAM-PANJAKANA ETSY ANDANINY ARY VAHOAKA MATY MOSARY ETSY ANKILANY
L’ambassadeur malgache à Paris touchait le méme salaire sinon plus que le président français. Nicolas Sarkozy touche actuellement « 21 133,37 euros brut mensuels auxquels s'ajouteront 4 22...
suite
répondu par fijo le 30/07/2010 18:37
pikatti
(
29/07/2010 23:43)
Koa inona raha izao no izy raha tsy any an-joridira hoatran'ny "teny ifampierana "teny Ivato indray ity "dinika santatra 'ity
Natao tao Mahamasina ny resadresak'ireto goaika antitra , ary arakaraka ny maha goaika antitra azy no vao maika tsisy fahamatorana fa vao niatomboka ny raharaha dia nanangapeo sahady ny mba mahatsiaro...
suite
répondu par fijo le 30/07/2010 18:48
pikatti
(
15/07/2010 13:18)
IZAY TSY FALY MIBONTSINA E
Hita fa tena mitarozaka daholo ny raharaham-pirenena izao , na @ lafiny fanabeazana , toe-karena, ara-politika
KRIZY e izay angamba no tena fehiny
Tapitra daholo indray izao ny fika mety hampandrian...
suite
répondu par andrywui le 17/07/2010 08:33
pikatti
(
12/07/2010 13:21)
MIKORONTANA KOA ANIE LISANY IZANY RY ZALAHY E
VAO NIAKATRA NY LASANTSY TONGA DE SAVORITAKA DAHOLO NY FATY MIANAKAVY [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG] [IMG]http://...
suite
répondu par ouioui le 14/07/2010 21:09
pikatti
(
01/07/2010 12:02)
Ce n’est plus sérieux !
Le public fut partagé entre le rire et la consternation en apprenant le report pour la énième fois de la date des élections. Effectivement, ce n’est plus sérieux !
Par le passé, les transitio...
suite
répondu par xxxw le 02/07/2010 17:01
pikatti
(
21/06/2010 22:50)
Hypopo miteny , manitsoka ny FATY
Chatagnier aloha dia efa manao isan-trano , eran'ny Masoivoho mba hiampy ny ho tonga eny Mahamasina , matahotra lery fa tsy ho hisy solon-tena vahiny miaraka manaiky aminy ny FATY [IMG]http://smileys...
suite
répondu par tgvafond le 22/06/2010 15:26
pikatti
(
09/06/2010 22:33)
A l’approche des échéances électorales unilatéralement fixées par la HAT
Soloina PDS ekipan'ny HAT daholo ny maires hatahorana, Antsirabe, Toamasina,Ste Marie ,Nosy Be, Manakara sns.....
Tena sankalité marina ty mitomany RAD ty sannn a
http://www.midi-madagasikara.mg/...
suite
répondu par fijo le 10/06/2010 21:27
pikatti
(
08/06/2010 09:39)
Cl Raymond Andrianjafy: « le régime totalitaire tombera avant le mois de juillet »
Si les mots venaient d’un politicien, on aurait cru à un des discours vantards, mais émanant du Lieutenant-Colonel Raymond Andrianjafy, qui de plus était des plus confiants, on se demande réelle...
suite
répondu par diloo le 10/06/2010 12:07
pikatti
(
02/06/2010 14:58)
Misy mpahao plagiat ndray e
C’est lui qui y a pensé le premier. Le général Noël Rakotonandrasana fustige ainsi la HAT pour avoir bétement copié sur lui pour la mise en place des organes consultatifs pour l’organisati...
suite
répondu par pikatti le 03/06/2010 23:45
pikatti
(
27/05/2010 16:13)
FranceAfrique (tohiny...)
Raha nitsangana na raha natsangana tokoa moa io fikambanana io t@ andron'ny Gel De Gaulle dia mba hitsetsefana ny fananan'y Afrikanina satria teo anivon'ny fahasahiranana i Lafrantsa, niampy CFA ( Col...
suite
répondu par hery le 31/05/2010 04:44
pikatti
(
24/05/2010 15:49)
Tena niova endrika fotsiny ny tolona
[img]http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/Ireo_fitaovana_tratra_1_.jpg[/img]
Izao marina ve no mba hita tavela tao @ toby Fort Duchesne
Ary bekoretaka koa anie le bainnn'elah kibotaina iny raw...
suite
répondu par Bazilou le 25/05/2010 17:03
pikatti
(
14/05/2010 11:48)
Mitazona ny teniko aho , tenin-dehilahy io
Dia miandry anleh gouvernemanta foana ry tsamy a
Mandé mantsy ny resaka fa tenin-dehilahy hoy ianao iny an :idea: ...
suite
répondu par tgvafond le 14/05/2010 23:31
pikatti
(
12/05/2010 04:41)
Anatra @ fara aman-dimby
Misy hafatra ao @ MyDago mba tiako alefa eto e, akama koa mantsy ry zalahy ao :wink:
TSY MATAHOTODY toa ny Foza orana ka ny mpiray tanindrazana indray no omena vazaha atao takalo !
Mitono-ten...
suite
répondu par ralaisolo le 12/05/2010 16:20
pikatti
(
09/05/2010 22:58)
Menace de formation d’un gouvernement parallèle
La situation devient explosive à l'approche de Pretoria II qui serait prévu vendredi prochain. Avec l'intention de Andry Rajoelina de continuer dans son unilatéralisme et de former son « gouvern...
suite
répondu par Mirananirina le 11/05/2010 14:05
pikatti
(
07/05/2010 12:38)
CENI??? CENA???CINEMA???
BAC sa VATO
[img]http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2010/05/vote.jpg[/img]
Le Comité Électoral National Indépendant (CENI) a tranché sur la date du référendum constitutionnel. La date ...
suite
répondu par diloo le 08/05/2010 15:55
pikatti
(
05/05/2010 09:17)
Radio viva
Ary manompanompa ny rasily fotsiny koa no tena asan'ny radio tgv :roll:
Nandray fitenenana omaly ry zalahy manam-boninahitra sy manam-boninahitra lefitra handray ny andraikiny ny miaramila rahalahy,...
suite
répondu par fijo le 07/05/2010 20:20
pikatti
(
28/04/2010 23:33)
EFA HOE TSY MAINTSY MIONDRIKA I TGV E
PRETORIA — L'homme fort de Madagascar Andry Rajoelina s'est dit prét mercredi à ouvrir son gouvernement aux autres mouvances politiques de l'île, mais vouloir garder son Premier ministre j...
suite
répondu par pikatti le 30/04/2010 00:19
pikatti
(
28/04/2010 05:48)
Mifankatiava fa aza miady
Tsisy mandresy tsisy resy , izay no andrasana avy @ ireo delegasionina samihafa
Tsy misy ny hijanona mandrakizay eo ,fa ny tombontsoam-pirenena no dinihina sy jerena...
suite
répondu par milamm le 30/04/2010 09:04
pikatti
(
26/04/2010 11:13)
TGV MARIONETY
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/Tchin/Tchin240410_kely.jpg[/img]
Marianne mpamily tgv
VIRE TGV :-D :-D :-D ...
suite
répondu par pikatti le 28/04/2010 06:00
