IZAY TSY FALY MIBONTSINA E
1. pikatti
(
15/07/2010 13:18)
Hita fa tena mitarozaka daholo ny raharaham-pirenena izao , na @ lafiny fanabeazana , toe-karena, ara-politika
KRIZY e izay angamba no tena fehiny
Tapitra daholo indray izao ny fika mety hampandriana andrisa ny vahoaka Malagasy de misy vaky trano TIKO izany indray nahitana bois de rose isan-karazany
KRIZY e izay angamba no tena fehiny
Tapitra daholo indray izao ny fika mety hampandriana andrisa ny vahoaka Malagasy de misy vaky trano TIKO izany indray nahitana bois de rose isan-karazany
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 08:33
2. pikatti
(
15/07/2010 13:28)
Adiniko , misy fiovana indray koa atsy ho atsy ny gouverneent fa toa tsy mety mahazo fankatoavana foana ny FATY
Ranenymalala aza mbola tsy mety afa-po fa mbola nangataka ny hanafoanana ny FIS
Ranenymalala aza mbola tsy mety afa-po fa mbola nangataka ny hanafoanana ny FIS
3. xxwx
(
15/07/2010 13:59)
Matahotra ve sao ny Fis ihany no hanongana ny Hat
Raha raharaha bois de rose iny aloha dia resaka baomba tsy mipoaka cinéma fampandriana andrisa fotsiny!!
Mitadiava zavatra tena mitombona fa tsy mbola resaka ady an-tsena akory izy ity....
Raha raharaha bois de rose iny aloha dia resaka baomba tsy mipoaka cinéma fampandriana andrisa fotsiny!!
Mitadiava zavatra tena mitombona fa tsy mbola resaka ady an-tsena akory izy ity....
4. Robie
(
15/07/2010 14:28)
Ny milisin-dramaroson koa nangatahiny ho fohanana
Ranenymalala aza mbola tsy mety afa-po fa mbola nangataka ny hanafoanana ny FIS
Mihamitombo hatrany ny vola lanian'ireo fianakaviana mahatra kely hany ka betsaka ny RAD no tsy mandefa mianatra intsony ny zanany
na @ lafiny fanabeazana
Malahelo anao aho ry taniko
5. andrywui
(
15/07/2010 14:31)
zany ve akia ry robie ??
--de aoan zany akia ... inona no vahaolana itandry zao ? angaha vitan'io mi-charme kely amin'ny sarindry io ty politika ty ?
-- tandremo kou anefa fa vao diso lalana kely amin'ny politika eo ndry de goagoaka fahatany an !!... mahaiza mamindra !!!

7. andrywui
(
15/07/2010 14:37)
hin hin hin hin mora petsa ndry zany ry Robie ka !!!! vao zay fotsiny defa nesorina le mi-charme kely teo ve ? nefa manjakely izy teo an !! hon hon hon petsa sahady vao nipoitra
8. andrywui
(
15/07/2010 14:39)
robie ====) hanaraka ny hadalandry Pikatti kou ndry amity tarehy soa sy tava tsara ??
9. 3188
(
15/07/2010 14:40)
hihihihi!nahazo valiny mahafam-po tsara elah zay ry lohan'angidina an!
Tsy mila miresaka amin'ny lohan'angidina aho e!
11. mepaka
(
15/07/2010 15:13)
rehefa iditra ato enao @ manaraka dia antsoy eo am-bahady alou i noue na rapika hanome sakafo an'io alika ;fa raha tsy izany mivoavoa eo foana.pao wao pao wao pao wao
robie===enao indray no mampivoavoa an'io alikan'ny sera io an!
12. sousou1
(
15/07/2010 19:55)
mafy mihitsy ny mahazo an'i andrywui ,hanaovanareo angaredona be loatra kosa izy nefa toa bandy mba manana hevitra tsara ihany izy iny
13. fijo
(
15/07/2010 21:06)
tsimaintsy mihova ihany i zandry fa efa menatra ny hanohan aazy ny frantsay
14. xxxw
(
15/07/2010 21:08)
Zavatra tedavina ny azy , ny mpisera rehetra eto ilainy vanona daholo , indrindra ireny sipakely tsy zakany ireny, jereo Ifiona, yuka,papoose,Noue, izao indray Robie, bekiraro sy zigzag ihany no mpanafay an'io
Aiza izay hevitra mba nilay navoakan'io teto izao ,, sao dia manonofy ary toi!!
Aiza izay hevitra mba nilay navoakan'io teto izao ,, sao dia manonofy ary toi!!
17. tontonsola
(
15/07/2010 23:22)
La Force d'Intervention Spéciale a plusieurs « Zavabita » à son actif. Tout a commencé à l'Episcopat à Antanimena le 17 mars 2009. Des éléments du CAPSAP, dont la majorité a composé par la suite la FIS après sa création, ont malmené des dirigeants religieux, en particulier le pasteur Lala Rasendrahasina de la FJKM, des diplomates dont entre autre Niels Marquardt des Etats Unis contre lequel des propos indignes ont été proférés et des officiers généraux que l'ancien président Marc Ravalomanana avait chargé de mettre en place un directoire militaire. Le plus haut gradé de ces derniers, en la personne du Vice-Amiral d'escadre Hyppolite Ramaroson, siège actuellement au sein du gouvernement, une nomination que des éléments de la FIS n'auraient pas digéré. Parmi les « réalisations » de la Force d'Intervention Spéciale figure l'arrestation barbare et manu militari de Manandafy Rakotonirina, du leader des femmes légalistes, Ihanta Randriamandrato et de quelques officiers épousant la cause de l'ancien président le 29 avril 2009 au Carlton. Et ce n'est pas à l'ancien directeur de la Sécurité à la HCC, Ralitera Andrianandraina, actuellement écroué à Tsiafahy suite à l'affaire du 07 février, ni à la sénatrice TIM Naika Eliane, de démontrer la méthode agressive des éléments du Lt-Cl Lylison René. Toutes ces « zavabita » n'ont pas été à l'abri des dénonciations des organismes internationaux agissant pour le respect des Droits de l'Homme, pour ne citer qu’« Amnesty International ».
18. diloo
(
16/07/2010 00:13)
KRIZY e izay angamba no tena fehiny
Krizy napetraky ny vozongo mba ho développement basé sur l'endettement pour mieux accrocher Madagascar et sa dépendance à la France. Le but est de surtout ne pas qualifier Madagascar pour le challenge Millénium 2012. En tout cas pari gagné pour la reny malala des bitroland.
19. diloo
(
16/07/2010 00:21)
Raha taux de croissance de 7% ny ekonomia nataon'i Ra8, ny an'i bitro kosa, na vongan-tsalady iray azy tsy misy homena ny zana-poza. Any barikadimy sisa no toerana mendraka ny foza maimbo.
20. lilyson
(
16/07/2010 05:58)
Ho hiatan'ialahy tsara fa ataoko mahalala ny anarako ialahy ry satanier , ianareo nantenaina indray ity no manitsoka be , ary ataovy tonga tsara any ampotsofin'ni sarkovin'ialahy any tsara !!!
Izaho anie ry zalahy efa nandà mafy hoe handefa miaramila any lafrantsa any izany e!! izao fahafahambaraka fotsiny!!! Aleo any torahan'ny gtt kitro any koa ie=reny fa mitonatonana loatra!!! Efa noteneniko koa ianareo tsy hanaiky ny invitation tany @ satané tao Ivandry fa mbola nitsontsoana ihany !!tsara anareo koa izay
Aleo @ izay hifampitana amiko , fa iza moa lery io no mibaiko anay ???
Efa niteny ve izahay fa tsy mila joyandelaka??? Hay ???ary inona no hidiranao @ raharahanay ???
Tonga soa ianao ry Sem Joackim CHISSANO , mba omeo courage kely e