IZAY TSY FALY MIBONTSINA E
21. andrywui
(
16/07/2010 09:54)
ka le style-ny mitsy no mapme be kouuu....
-zao ny miaramila tim sy ny miaramila 3mvs nanao matso tany ty petsa daholo ! refa nanotaniana ry zalah de nilaza oe ataonay inona TGV razoky a!!tsssshh
22. ouioui
(
16/07/2010 12:34)
Ho hiatan'ialahy tsara fa ataoko mahalala ny anarako ialahy ry satanier , ianareo nantenaina indray ity no manitsoka be , ary ataovy tonga tsara any ampotsofin'ni sarkovin'ialahy any tsara !!!
Ataovy mihinana'enganony leity ralilyson a!!!!
Vendrana marina i wiwi hihihiihi, taiza ty no nahita miaramila miteniteny zah tim na zah tgvongany, ty ve adala e!!!hihihi
23. lilyson
(
16/07/2010 12:51)
Zé tsy faly mibontsina hoy ianareo ary tena tsy faly izahay satrai voadaka mafy ny vavafonay , ataoko mahalala tsara ny anarako rasatanié fa aza taitra ilahay rapika , efa nantsoiko tany fa tsy mety mandray, izay no lazaiko hoe tolo-kevitra no tokony nataony fa tsy hanomé baiko anay akory, efa mba mitady fika any aminy aza ny lehibenay no dakan-dry zalahy indray , taibe ireo bandy ireo raha ihatsaravelatsihy
24. falifenosoa
(
16/07/2010 18:32)
Marenina leity Lylison a, matahotra ny ho very seza ve ialahy e??? Nareo ihany no mpiambina sambo feno bois de rose tany @ province tany !!! taiza izao ialahy t@ io fotoana io raha tsy tany @ bois de rose???
Tsy hisy hitsitsy an'ialahy @ izay eo
Tsy hisy hitsitsy an'ialahy @ izay eo
26. Robie
(
16/07/2010 20:45)
Tsy raharahanao ry lohan'angidina a! Sa tianao avandravandrako eto koa ny sarinao?
ka le style-ny mitsy no mapme be kouuu....
Aoka kely isika hifanaja ,tsy izaho no resahinao fa ny dinikao tohizana, ary raha tsy mahita havaly dia akapohy @ rindrina ny lohan'angidinao! MAZAVA
