Koa inona raha izao no izy raha tsy any an-joridira hoatran'ny "teny ifampierana "teny Ivato indray ity "dinika santatra 'ity
1. pikatti
(
29/07/2010 23:43)
Natao tao Mahamasina ny resadresak'ireto goaika antitra , ary arakaraka ny maha goaika antitra azy no vao maika tsisy fahamatorana fa vao niatomboka ny raharaha dia nanangapeo sahady ny mba mahatsiaro tena fa tsy adidin'olom-bitsy no andrin'ny firenena , ary tena vitsy tokoa anie ry zalahy e, sa ilay salle godabe 200 monja , ny lehib"be ny HAT aloha dia nisitri-belona sao afa-baraka
VOL @ miliara izay no efa lany t@ ireo resabe io nefa dia hifarana toy ny t@ ireny teny ifampierana teny Ivato indray ity , betsaka no tsy tany , ary betsaka koa ireo nampiakanjoana ho antoko angatra , antoko noforonina (éphémere satria vao tapitra iny resaka teny nifandirana iny dia nanjavona teo koa ireo antoko) dia nisy koa antoko nifohazina , izany rehetra izany dia natao hamenoana dabilio fa e e e,
Dia izao tsy misy hafa fa nibodoan-dry zalahy sasany indray ity resaka sarim-pihavanana ity
Aiza izy izany e, makà ihany trano kelikely @ manaraka e

répondu par fijo le 30/07/2010 18:48
2. pikatti
(
29/07/2010 23:45)

IRETO IZANY ILAY GOAIKA ANTITRA TENA TSY REVIN'I BAZILOZOTRA , MISY FAHAMARINANY IHANY ANIE NY KÔZIN'ELAH REFA TSY MIDELIRARA IZAY ELAH BAINN E
3. andrywui
(
30/07/2010 09:22)
- Ka le goaik'antitra and co tsisy dikany anie no lazain'i bazylou fa tsy ireo goaika mbola matanjaka be sy milay e !.... goaika milay mbola matanja-pe tsara , ny hoza-pe mbola maharaka tsara ny hery misy !!.....
4. ouioui
(
30/07/2010 11:39)
Ireo leissy ny goaika antitra tsy mahay mipetraka a, alefaso mitanin'andro any ireo e, mbola tsy afapo foana @ halatra sy famadihana nataony fa izao mbola mitady fika hangalaram-bola ihany
Mafy ihany izany tehahazo vola bois de rose hihihi
Mafy ihany izany tehahazo vola bois de rose hihihi
5. Rabaradaka
(
30/07/2010 12:58)
Io tary eo aloha ilany ankavia ampiakariny amin'ny lohany ny solomaso mainty io ilay escrot international tena gaigy be. Leboul no fiantsoana azy ary efa namidin'io Ravalo tamin'ny fotoan'androny. Milaza ho DG maison Chine-Madagascar izy, milaza ho conseiller spécial HAT izy, milaza ho manana orinasa goavana be any Chine izy, milaza ho HAT mihitsy aza izy nefa dia tary be fihetsiketsehana fotsiny fa tsy alehany mihitsy sady bac bôritra no diploma sandoka ny azy. Ireny olon-dratsy ireny no akaman'ny dadafara kely ry dadatoa; loza ny foza