Misy mpahao plagiat ndray e

1. pikatti ( 02/06/2010 14:58)
C’est lui qui y a pensé le premier. Le général Noël Rakotonandrasana fustige ainsi la HAT pour avoir bétement copié sur lui pour la mise en place des organes consultatifs pour l’organisation des élections. Il affirme ainsi que le conseil consultatif, la coalition des organisations de la société civile ne sont au final que des émanations du Conseil supérieur mixte de médiation et de l’éthique (CSMME) qu’il a vainement tenté d’imposer auprès de la HAT. Une nouvelle discussion stérile pour le citoyen lambda, perdu dans les acronymes, et qui au fond fait bien peu de cas du Conseil Consultatif, du CSMME ou encore de la coalition des OSC.
De maninona izao Ratsirahonana no mangalatra copyrightsn'olona ndray , lany fika ve e
novalian'i pikatti ny 03/06/2010 23:45
2. pikatti ( 02/06/2010 15:07)
Ary tsy misy zavatra miady mihitsy ny resaka @ tanàna any zany klé, lasa tsy nahomby indray anie rawix le Magro e
Erreur. En réalité, il y a erreur d'ordonnance car celle portant le n°67 se rapporte à l'affaire opposant la Chambre de Commerce de Tana à Tiko et à travers laquelle le PPCA de Tana a jugé « mal fondé » l'appel interjeté par le second qui a demandé le sursis à exécution provisoire de son expulsion de Magro. Si on suit donc à la lettre (c'est le cas de le dire), la demande de suspension d'exécution de ladite ordonnance, Tiko – et les 3 mouvances avec - devrait pouvoir revenir au Magro . Et ce, « pour des raisons d'ordre public », comme le souligne Razanamahasoa Christine dans sa lettre en date du 28 mai 2010.
Dia ahoana leity rawix , elah izay ve tsy efa vita aloha e,endasin'ny bekiraro ao ndray elah fa ataovy ihany ty hagégén'elah ty
3. tontonsola ( 02/06/2010 18:04)
Aza amelana ranamana ,aza amelana raha tsy mahazo amnistie daholo hi hi hi
4. SERGIOxx ( 03/06/2010 07:57)
Mahatsiaro ny fampanantenana teny @ 13mey aho fa tena tsy any ,marina e ,tsy misy mandeha. @ laoniny intsony ny raharaha
m-pirenena ,ianareo any ivelany any angamba mety io resaka CCC IO no hitanareo malza fa izahay aty an-toerana lazaiko anareo marimarina fa tena tafiditra tanteraka ao anaty tonelina ,mbola sarotra ny mino ny hivoahana ato aloha e, ireo resaka CCC s'y karazany ireo anie ry zareo miadana ao @ fitondrana ao e,fomba fanondinana ny CI fotsiny io fa mikarakara syvmizotra hatrany ny zava-misy eto an-toerana ,nefa mantsy raha mba fantany fa tena mbola tsy milamina ny tany , misaraka daholo ny fomba fijery indrindra eo anivon'ny HAT tsy hilaza ny antoko samihafa intsony moa aho
Raha resaka fanagadrana samihafa dia azoko lazaina fa io no tena mampalaza ny TGV aty aminay fa tsy izany rivo-baovao tenenina foana tetsy sy teroa
Mbola ho avy ny patsa iray tsy omby vava
5. tgvafond ( 03/06/2010 08:49)
-« Pour une véritable conférence nationale »
Le Comité de Suivi de l’exécution des Résolutions des Assises Nationales se mue en Comité pour la Sauvegarde de la Refondation Authentique de la Nation. Le sigle est resté le méme (CSR-AN) mais le contenu a changé. La raison en est l’abrogation des 23 coordinateurs du CSR-AN par arrété gouvernemental, en date du 21 mai 2010. La présidente de ce nouveau comité, Blanche Nirina Richard, de réitérer la tenue d’une véritable conférence nationale inclusive et consensuelle
Ovaina araka ny mahamety @tena ve izay azo atao rehetra sa manelingelina ny mafy ny loatra ny demokrasia, tsss, izao sahady moa dia efa miaraka @ fomba maimbomaibo io ny FATY

-Pour ce comité, « le pouvoir qui se veut garant des valeurs républicaines doit savoir écouter, tenir sa parole et réconcilier. Il ne faut pas oublier qu’il importe maintenant de régler d’urgence les problèmes socio-économiques générés par la crise ». Il s’estime, par ailleurs, étre le dépositaire des aspirations populaires et se positionne en tant que défenseur des résolutions des conférences régionales
Ny FATY anie efa lany bala e, tsy misy afa tsy maka izao olona isan-karazany ilazaina fa manao izay mety , afa tsy ny hiara-miasa @ ankolafy sasany ihany ,indrindra ny les3, hevitra efa naro daholo ireo fa fotsiny avy tany @ 3mouvances dia nolavina, izany no demokrasia à la FATY, plagiat aty ambadika aty sisa no tsy maintsy ataoany fa ho aiza moa efa tapi-dalan-kaleha

-

ianareo any ivelany any angamba mety io resaka CCC IO no hitanareo malza fa izahay aty an-toerana lazaiko anareo marimarina fa tena tafiditra tanteraka ao anaty tonelina

Ahoana moa no hafantaran'ireo FATY ireo izany hoe lalanam-panorenana izany ?tsy fantanay hatrany ampihandohana izany, raha fantany izany dia niandry ny mandat ny R8 ho vita izay dia natao ny fifidianana, fa tsy basy akory no lazaina fa demokrasia, dia izay forongon'olona vitsikely ireo ve no ilazana fa hananganana lalam-panorenana ny IV Repoblika(tsiahivoko fa mitenteina any @ 6-8tyapitsisa AR no), dia atao inona io anefa raha tsy milamina ny tany , tsy fanafody io aloha @ izao vanim-potoana izao e, aza ariana ny vola fa aleo karakaraina ny fari-piainanan'ny Malagasy
6. ouioui ( 03/06/2010 09:23)
Mpanongan-dalam-panorenana manao lalam-panorenana , efa nihozonan-drazana ny mpanao politika Malagasy , indrandra fa ireto FATY ireto , efa tena nom pré-destiné ny mahaFATY azy marina moa
7. naritsymba ( 03/06/2010 14:16)
Méme s’il n’a pas encore remis de proposition ou de projet au Comité Constitutionnel Consultatif lors de son passage à Tsimbazaza avant-hier, Monja Roindefo a son mot à dire sur la loi fondamentale de la Quatrième République. « Il ne faut pas que ce soit une Constitution montée de toutes pièces. Le rôle du Comité devrait se limiter à collecter les propositions et projets. L’agencement et la rédaction reviendront à la conférence nationale »
Maty aho tgv efa forfait ve nama ny sasany dia mbola petahin-dry lerony ihany leuleu,

Il roule également pour l’indépendance du pouvoir judiciaire. « Et ce, dans le cadre de l’équilibre et la séparation des pouvoirs qui consistent pour l’Exécutif, le Législatif et le Judiciaire à s’auto-contrôler ».
Marina ny anao saingy ataovy maresaka tsara fa aza be menomenona ,teo tsisy apoaka koa nony voadaka vao hoy aho hoe ,tsssss, tairo ihany aloha sao mahazo 0,1999%
8. fijo ( 03/06/2010 19:42)
monja koa tena ita be hoe very seza an,maneno toa tantely ,saigy tsy mitondra mamy.
9. pikatti ( 03/06/2010 23:45)

Marina ny anao saingy ataovy maresaka tsara fa aza be menomenona ,teo tsisy apoaka koa nony voadaka vao hoy aho hoe ,tsssss, tairo ihany aloha sao mahazo 0,1999%

[/quote]monja koa tena ita be hoe very seza an,maneno toa tantely ,saigy tsy mitondra mamy.[quote]
Aleo samy maneno ao daholo aloha e,I NaTH izao efa afaka ozy ka mety maneno @ izay

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0669