Ela ny ela fa kofona tanteraka ny bandy kle !

1. ravatorano ( 03/05/2012 07:47)
beztsaka iaay hetsika sy fihetsiketsehana ara politika mlba nandehanako izay sy nidinako andalambe ary tena niantrehako mihitsy ny fanenjehana aza na d somary mavesatra ny tena d milodaloda mitsoaka mpitandron'ny filkaminana efa nanomboka tamin'ny taona 1980 izany ! fa tamin'ny sabotsy teo izay tsy nampoiziko akory satria tsy nihomana ny ho eny mihitsy aho ary tsy nanakevitra ny hijorojoro teny akory fa looooooza wa fa raha avy nisy fivoriana nalehako izay teny imarivolanitra dia nahare ny kotaba tao ambany tao d andao mba hijery fotsiny aloha par curiosité fa vao tafidina teo amin'ny rond point teo azkaikin'ny jirama ambatonakanga defa wawa be mihitsy hay ry mamy rakotoarivelo nidina avy any miandrisoa avy any zahay bandy akama niaraka izany mbola nidina ihany kah fa efa tomefy olona sy miaramila teo ! ny hitako dia izao tonga teo amin'ny planet io izahay no nirefotra ny krimozenina ary dia nitsoaka nanaradrindrina ary dia teo ampototry ny tongotro ny krimozenina no nanetroka ka tena sady fanina za no nirarakompana ny ranomaso avy tany hihihih looooza ty wa za tsy tafetsika sady tsy tafatraka hihihih indro nisy zanak i dada avy tany ty ramose ny vinaigre avy d ahosory ouyz ny tavanao d asio any amùbava sy orona fa avy dia nisinda hihihihi fa efa hain ireo zanak i dada kay ny fialana amin ilay fika hihihih !
Ny trsy azoko dia naninona raha navela nomùena alalana tao ry zareo ireo naneho hevitrta nefa dia misy vato nitokanana anio kianja io ao hoe kianjan ny demokrasia
faharoa indray tsy mety koa ve raha tsy io kianja iuo no nanaovana ilay fanomezam baovao ho an ny mpomba ny zanak i dada nefa efa misy magro fanaovan dry zareo an izany isan andro etsy behoririka
d tsy hay tsony fa ny tenba no nilingilingy sy nitady ka nahazo sy nahita tsara kle hahahah
novalian'i niryna ny 03/05/2012 22:35
2. andrywui ( 03/05/2012 09:23)
kay ..! voa i tonton ravatorano zany kle ! tena matiko ze foza nanipy lakrim tamindrazokibeako zany kle ! de aona anefa tsisy naratra anefa ve alou enao e ?? ohatra oe nodarofandry le be boty foza reny ohatra na tatakizay ??
- ka enao kou ane razoky nitady raharaha e ! ngah tsy henonao tamin'ny radio sy ny mass media rehetra mihitsy fa 'tsy nahazo alalana anie ry zalah reny nanao amboletra sy bejofo tao reny e '! tokony mba mieno radio iany razoky de tsy ho tratran'ny tahakizany ka !! - zavatra resaka mokony be fotsiny anie iny e efa fantatry ry zareo mpitarika mpanohitra fa tsy maintsy hisy lakrim io satria resaka birda be ! mailo iany tonton amin manaraka fa ratsy zany a ! na antsoy ah de omeko vaovao mise à jour enao e ok a plus
3. niryna ( 03/05/2012 22:28)

ravatorano:

beztsaka iaay hetsika sy fihetsiketsehana ara politika mlba nandehanako izay sy nidinako andalambe ary tena niantrehako mihitsy ny fanenjehana aza na d somary mavesatra ny tena d milodaloda mitsoaka mpitandron'ny filkaminana efa nanomboka tamin'ny taona 1980 izany ! fa tamin'ny sabotsy teo izay tsy nampoiziko akory satria tsy nihomana ny ho eny mihitsy aho ary tsy nanakevitra ny hijorojoro teny akory fa looooooza wa fa raha avy nisy fivoriana nalehako izay teny imarivolanitra dia nahare ny kotaba tao ambany tao d andao mba hijery fotsiny aloha par curiosité fa vao tafidina teo amin'ny rond point teo azkaikin'ny jirama ambatonakanga defa wawa be mihitsy hay ry mamy rakotoarivelo nidina avy any miandrisoa avy any zahay bandy akama niaraka izany mbola nidina ihany kah fa efa tomefy olona sy miaramila teo ! ny hitako dia izao tonga teo amin'ny planet io izahay no nirefotra ny krimozenina ary dia nitsoaka nanaradrindrina ary dia teo ampototry ny tongotro ny krimozenina no nanetroka ka tena sady fanina za no nirarakompana ny ranomaso avy tany hihihih looooza ty wa za tsy tafetsika sady tsy tafatraka hihihih indro nisy zanak i dada avy tany ty ramose ny vinaigre avy d ahosory ouyz ny tavanao d asio any amùbava sy orona fa avy dia nisinda hihihihi fa efa hain ireo zanak i dada kay ny fialana amin ilay fika hihihih !
Ny trsy azoko dia naninona raha navela nomùena alalana tao ry zareo ireo naneho hevitrta nefa dia misy vato nitokanana anio kianja io ao hoe kianjan ny demokrasia
faharoa indray tsy mety koa ve raha tsy io kianja iuo no nanaovana ilay fanomezam baovao ho an ny mpomba ny zanak i dada nefa efa misy magro fanaovan dry zareo an izany isan andro etsy behoririka
d tsy hay tsony fa ny tenba no nilingilingy sy nitady ka nahazo sy nahita tsara kle hahahah

sady mampalahelo no mampihomehy kely ny filazanao azy ,ilay famalian'i andrywui azy no nampihomehy ahy koa.
Dia ampidiro hiampy ao amin'ny tantaram-pirenena indray izany fa nisy fandratrana olona efa ho 40 amin'izao fitondrana izao.Aleo ny tantara no hitsarana voafidy aza ny mpitsara amin'izao fotoana izao.Tsy vao maika ve mampiseho tahotra ilay olona manohitra ny mpitondra e,izay rehetra tonga mivory eo dia lasibatra avokoa,vao maika mihena ny heriny anie e.
Ny miaramila vao miteny tsy tonga akory ny 24 ora dia mahazo ny tadiaviny sa atahorana hitifira? ny mpampianatra mivory,ny mpiasam-panjakana mitokona,ny rehetra manao daholo toa tsy zerana baomba ka raha vao ny mpanohitra no anao tatitra dia zerana.e.e tahotra no tena mameno ary efa mihevaheva ilay fitondrana ooops ka tsy itany intsony izay atao
4. niryna ( 03/05/2012 22:35)

andrywui:

- ka enao kou ane razoky nitady raharaha e ! ngah tsy henonao tamin'ny radio sy ny mass media rehetra mihitsy fa 'tsy nahazo alalana anie ry zalah reny nanao amboletra sy bejofo tao reny e '! tokony mba mieno radio iany razoky de tsy ho tratran'ny tahakizany ka !! - zavatra resaka mokony be fotsiny anie iny e efa fantatry ry zareo mpitarika mpanohitra fa tsy maintsy hisy lakrim io satria resaka birda be ! mailo iany tonton amin manaraka fa ratsy zany a ! na antsoy ah de omeko vaovao mise à jour enao e ok a plus
hi,hi
ny hafa mivory tsy maninona ka rehefa manohitra no mivory dia zerana baomba? ny hery tsy mitovy aza ampiharina ny vahoaka e,tsy azo atao ny mamahana lalitra ny olona,matoa manjera baomba dia mampiasa ny hery tsy mitovy izany amiko ary mendrika ny hiombohona.
ka ampetrao ao anatin'ny tantaran'ny firenena ihany koa.Avelao ny tantara no hitsara.Efa tsy ampy ve ireo fitaovana fiadiana nomeny ny olon-tsotra dia mbola ampiasaina indray ny hery e.Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andrin'ny vahoaka foana.Hery tsy mivoty kanefa ATra no mahita ny fampahoriana sy fampijaliana ataon'ireo mitady ny harentsika.Tambaza etsy sy eroa,milaza hoe volontaire etsy sy eroa kanefa ny kibay ao an-kelika ihany,ny haren'ny tany mihitsy no fandrombahan'ireo firenena tonga ao amintsika ka mody hoe ampihavana aho e.tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2377