tompondaka erantany i Madagasikara

1. ravatorano ( 26/05/2011 06:23)
Araky ny fanomezam baovao avy amin ny Minisiteran'ny Atitany dia efa 317 izao no isan'ny antoko politika nahazo fankatoavana ary mijoro ara dalana eto Madagsikara ary mbola misy fangatahana efatra ao izay eo andlana ny fandinihana ny fanomezan dalana !
Raha izany dia nitombo iray indray ny medaly volamena sy ny fahazahoana tompon daka eran tany ho an'ny mpnao politika Malagasy !
Ho ela velona anie ry polifika sy ny be forongony tsy ahitam bokatsoa menakavy ireo !
novalian'i andrywui ny 11/06/2011 12:52
2. raerband ( 26/05/2011 14:57)
Record, Champion mintsy isika raha io no resahina. Tsy mahay mivondrona fa tia tena daholo. Firy @ireo antoko ireo no mahenika an'i Madagasikara? De ireo tsy mahenika firy ny isan'ny mpikambana? Tsy mpikambana ao @ birao fotsiny ve no hita? Taratry ny fahantrana daholo ireny eh!! mamorona antoko politika haingana de tsy maintsy misy cotizaka aloa isambolana ao de apokan'ny mpitarika, aveo de manantena seza any @ CT sy CST mba hivelomana, de manantena ihany koa ilay lalana ho an'ny antoko politika saika napetraky Ravalo mikasika ny hanomezana vola ireo ANTOKO POLITIKA MITOVY HEVITRA @ FITONDRANA, de vola ihany koa izay. De ny mampalahelo isika vahoaka CONTRIBUABLE ihany no miantsoroka izany rehetra izany, ka rehefa ao anaty fiara tsy mataho-dalana ry zalah de isika ihany no pitihany ranom-potaka sady mbola ompainy hoe nareo ve tsy mahalala sisin-dalana eh!!
3. tsipolitra ( 31/05/2011 04:58)
Ny zavamisy eto amintsika dia ny mpikambana ao anatin'ny antoko sasany dia izy mianakavy ihany ao anatiny. Atao fitadiavana tombotsoa ho anny tena fa tsy ho anny firenena. Samy te hanao ankoholahy an-drova avokoa e
4. andrywui ( 11/06/2011 12:52)
salut zokibe ravato !.
..elaela a !!

alao ho betsaka ny mpanohitra sy ny mpanohana sy ny tsy miakina ravato fa zay no demokra a

-ny firenena tsy manana antoko politika na vitsy aza efa tsy fidiny !!

zah zao mety hanangana iray koa ,fa raha tsisy kil ah de hidiko ndray hun hun hun hun
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834