Ingahy Kolo Roger no praiminisitra vaovao sy voalohany amin ity repoblika faha efatra ity !

1. ravatorano ( 11/04/2014 14:49)
Araka ny vaovao nandeha tamin ny radio maro indrindra fa ny rnm moa dia nanendry an Ingahy Kolo Roger ho praiminisitra ny filoham-pirenena Hery Rajanoanarimampianina anio !
Ingahy Kolo Roger dia teraka tany Belo sur tsiribihina ary senatera ny rainy taloha.Izy dia dokotera ary isan ireo nilatsaka ho filoham pirenena teo fa nolavin'ny CES ny filatsahany.Izy sy Ingahy Jules Etienne indray avy eo no nanolotra an Ingahy Hery Rajaonarimampianina ho solon izy ireo mba ho fidiana ka lany soa aman tsara tamin ny fihodinana faharoa !
Ny rahalahin ingahy praiministra vaovao moa dia mpanao politika koa ary arema nafana fo taloha efa senatera ihany koa tamin izany fotoana izany !
Araky ny ambeti-tenin'ingahy filoha dia 93 deputés no manohana sy nanolotra aazy ho praim ary tsy atahorana mhitsy satria efa manana ny ''majorité absolue" zareo eny amin ny antenimieram pirenena ary koa antoko 12 ny nanolotra azy ka heverina izany hoy ny filoha ihany fa nanaja ny lalampanorenana aho ary indrindra ny andininy faha 54 !
Dia ahoana indray zany ry zalahy mapar ????????
Izany wa rehefa zatra mifit++ olona io d ifir.....olona koa ! nangidy ange ny nahazo an ingahy edgard reny fa d jerena fotsiny eh natao ririnin dasa tsy tsaroana hihihihih

novalian'i hadji ny 18/04/2014 06:41
2. bazylou ( 11/04/2014 21:36)
Tsy any intsony ny baolina fa efa lasa andevom bazaha ny mpitondra anao. Na ny teny bgasy aza vtsy Hainy.

Andao moooa
3. rabaradaka ( 16/04/2014 18:01)
Miezaka miteny gasy i Kolo fa tsy hoe tsy mahay, fa lery kay efa antitra be, 71 taona, o leretsy a, ahoana ity vazaha be antitra ity ? Sao ka mitovy amin'ireo vazaha antitra mitady sipa kely lery ?
4. hadji ( 18/04/2014 06:41)

bazylou:

Tsy any intsony ny baolina fa efa lasa andevom bazaha ny mpitondra anao. Na ny teny bgasy aza vtsy Hainy.

Andao moooa
tsy hitako izay olana ry bazylou a miaraha midinika indary ianareo sy andrywii dia mamoaha hevitra eto e mapar rendrika ary ila tgv nireharehanareo 2lahy nidona tamin'ny lamba niahy dia diso lalana tanteraka e makanesa any amin'ny ombay mitady raha very oh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077