Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ravatorano, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 29/01/2004 17:42)
ahoana no hamohanana ny piratazy ?
Betsaka ny K7 piraty taloha fa izao efa ny CD indray izao no misy mamokatra ary misy tena milay ah ! Lé tompon'ny sangan'asa mbola tsy mahavokatra an'ilay izy ry zalà efa mamoaka ary ry lerony iany... tohiny
ravatorano ( 28/01/2004 20:46)
ny sandam-bola malagasy
Efa mananika ny roa arivo ariary malagasy izao ny sandan ' ny Euro akiray.HIta izany fa mitotongana ny sandam - bola malagasy eo amin'ny tsena iraisampirenena. Raha nilaza ny heviny momba an'io ny mi... tohiny
novalian'i peluche ny 21/02/2004 12:17
ravatorano ( 28/01/2004 20:08)
mitady anciens élèves college Immac.Concept° Antsirabe
Manakory aby é ! Mitady mpianatra na mpampianatra anandalo tao amin'ny Ecole Immaculée Conception antsirabe taloha . Efa misy ny anciens élèves Maristes fa mba tsara raha atokana ny tao amin'ny ... tohiny
novalian'i kitjo ny 12/04/2004 15:54
ravatorano ( 22/01/2004 18:01)
mino ny "ody gasy" ve ianareo ?
ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny. Misaotra anareo mandray anjara é... tohiny
novalian'i rafajeh ny 18/02/2013 02:03
ravatorano ( 22/01/2004 17:48)
Lavo ny andry iray lehibe tao amin'ny "mafana"
Fakomaly no nidaosin'ny fahafatesana Ingahy Germain Rakotonirainy natsoin'ny sasany hoe : "Razery, Lynx". Raha teo amin'ny resaka politika dia nanana ny maha izy azy tokoa ny lehilahy aary tsisy mihi... tohiny
ravatorano ( 22/01/2004 12:19)
ny sida : fa maninn é ?
Fa maninona no tsy lazaina sy hamafisina avokoa izay mety mahatonga ny sida fa dé ajanona fotsiny eo amin'ny lafiny wé tandremo ny mijangajanga fa mety hitondra ny otrik'aretina sida. Moa ary ve ny... tohiny
ravatorano ( 21/01/2004 16:49)
maninn ny kofa no mahatsiaro kompleksé raha kely karama nohon'ny joba
Mbola tssy nanao statistika zà momba an'io fa ny ankamaroan'ny kofa kely karama noho'ny joba dé kompleksé avy hatrany ka raha mbola vao hivady dé mety tsy ho tanteraka mihitsy nohon'ny amin'ilay "... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 20:36
ravatorano ( 21/01/2004 16:37)
inn no mahatonga ny antoko politika maro eto Madagasika
Mba lazao ny hevitrao ary misaotra indrindra amin'ny fandraisana anjara é... tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 20:57
ravatorano ( 21/01/2004 16:32)
Ny fanamboaran dalana eto Madà
Mihetsiketsika mafy ny fitondrana ary misy tokoa ny ezaka eo amin'ny fanamboarana ny lalana.Miankina amin'izany ny famoaham-bokatra any ambaivolo rehetra any.Marina fa tsy godrao dhl ny lalana fa maro... tohiny
ravatorano ( 14/01/2004 20:54)
Ny antoko politika sy isika malagasy tia anazy
Efa maherin'ny 170 any izao ny antoko politika eto Madagasikara. Ny antony dia tsisy fepetra raisina maoa amin'itony fanorenana anazy tony fa dia rehefa mahavita statut ianao dia miantso mpanao gaze... tohiny
novalian'i six ny 04/03/2004 12:03
ravatorano ( 13/01/2004 12:14)
kristianisma sy ny malagasy
Azo lazaina ve fa fivavahan'ny razantsika malagasy ny fivavahana kristianina ?????? ... tohiny
ravatorano ( 12/01/2004 12:06)
rabôgany
kofa toy ny inn no tena mahasarika anareo jô ireo ? Ny lélà mantsy hono tsy mba misy faharatsiany fa bôggany dhl... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 16:33
ravatorano ( 12/01/2004 11:06)
kabarin-Dra8
Mba aiza o aiza ny hevittsik amireny.isika lé vahok tsy mandady harona .Ny sosy betsaka fa ny ampiasana azy no manairana.Tsy matoky ny olona omena hampiasa ireny vola reny ve Ra8 é ! Ka raha betsak... tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 09:01
ravatorano ( 08/01/2004 20:53)
Ingahy Pety sy ny fitondrana
Lany Maire iny Ingahy Pety.Dé nilaza izy fa nisy miaramila roalahy nalefan'ny fanjakana hamono anazy fizikemén. Dé nanamafy izany ny namany Ingahy Voninahitsy .Ny mahagaga anefa dia ity raha misy ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2004 17:32
ravatorano ( 13/05/2003 10:00)
13 Mai teny Mahamasina
Zà aloha tsy teny fany vaovao reko tao amin'ny Don Bosco tamin'ny 12 ora atoandro no entiko hitondrana azy. Raha namotika ny estrade ny vahoaka tonga teny izay nanohitra an'ity fihaonan'ireto KMMR t... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2003 08:33
ravatorano ( 14/04/2003 18:57)
fa maninn é !
fa maninn tokoa wà ny kofa no tsy maintsy fônn mi-joba é ! na dia efa misy tsilo be aza eo dé mbola misy mahasaky miditsa iany. Ity net ty né ry zalah ka fitaka no bobaka eto é ! Ny joba midit... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0498