fa maninn é !

1. ravatorano ( 14/04/2003 18:57)
fa maninn tokoa wà ny kofa no tsy maintsy fônn mi-joba é !
na dia efa misy tsilo be aza eo dé mbola misy mahasaky miditsa iany.
Ity net ty né ry zalah ka fitaka no bobaka eto é ! Ny joba miditra amitony efa be fika b dhl ary efa tena mpanala azy mitsy !
tsisy jomoka amitony fa efa galy fantsy !
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:18
2. xxx ( 14/04/2003 10:27)
he he he
Mampime mitsy nareo lehilahy ireto. F'angaha manantena hanjono kanjo voajono ? Dia ny aza mba voany ihany !
3. hery ( 14/04/2003 11:40)
Eeeee, resa-dehilahy ato an (ha ha) io Ravatorano a!
4. ravatorano ( 12/05/2003 11:46)
tena resa dehilahy tokoa to rajoba ah !
saingy zao ilaina hny hevitrao fa mba asio solonanarana na dia fopla aza satria efa mandady ato ny joba fopla ( tsy izy rehetra fa atao wé ..% ffotsiny )
Zà tsy mbola voa fa efa be iany zay voadona nitaraina taty zay indrindra lé mifametraka eo amin'ny pilanety olyood zany. Hein ! ny aza voany ihany marina rajoba é !
5. xxx ( 26/05/2003 11:56)
Be mpanao vinany ihany aloha @ itnoy net itony eh.... Fa aza voany fotsiny de izay
6. amoureus ( 27/06/2003 17:59)
tsy atao blem zany !samy mahatanty io.
7. harnik ( 10/07/2003 19:04)
Na izany aza manome litika ihany indraindray,maninona raha tsorina,tsy misy afaka hifampihinana eto @ net anie ry zalahy e!
8. xxx ( 17/07/2003 09:22)
Zà ndry alony tsy mba hametrapetraka zanak'olona eny zany na dia hisy inona aza eo ee!
Mba alaiko sary an-tsaina kosa hoe zà no hoapetrapetrako eny!!!
Hoy ilay joba 1 tsy mahafohy!!!
9. mahaizamifidy ( 26/09/2003 18:46)
Fa maninn ve?,alohany hanaovana fotoana lesy mba diniho koa ny hafatra nalefany ho an ialahy hatr@izay a!,de tsy ho fantatr ialahy fa mba te hanalazy ato fotsiny izy,na tena mitady namana marina na fitia.Miara ory amzay efa voa angamba no azoko atao amzay efa voa.
10. xxx ( 15/10/2003 19:09)
sipa iray no nahavoa anao tany dia généraliser-nao ilay zavatra
ha ha ha
voa ianao izay!
rehefa tsy mahay mitandrina dia aleo mba ho voadona kely eo e! @izay fay,
f'angaha ianareo irery no mahay an'izany! ifanaovana io! ha ha ha
11. fijo ( 17/10/2003 19:46)
aza malemy saina ry bandy kely a.tena mahakamo ny mieritreritra an'ialahy ampijalian'ny sipa.Mba lehilahy.
12. rfanjav ( 21/10/2003 19:26)
izany no aina ka te hanao,
izany ve ny hoe matanjaka ny lehilahy! ha ha ha
13. fijo ( 23/10/2003 08:36)
izy izany fa tsy izahay rehetra.andramo anie aty e!
14. xxx ( 23/10/2003 09:36)
andramana @ ahoana koa ny inona?
alefaso eto @ ord fa tantazako e!
15. fijo ( 24/10/2003 08:44)
ny anona no andramana ka,hitako anie ianao io e!
16. rfanjav ( 24/10/2003 17:50)
dia raha hitanao dia maninona?

sao dia trop loatra e!
mba asio fifanajana kely ihany azafady indrindra tompoko,

dia rehefa tsy mahatanty koa tsy aleo mangina!
17. fijo ( 28/10/2003 12:16)
tsy mahatanty inona,ianao aloha raha azoko......dia ahita tokoa.tohizo ihany anie e.
18. rfanjav ( 29/10/2003 19:40)
fa maninona kay ny lehilahy raha tsy mandrahona (menace)
f'angaha rehefa hoe matanjaka dia hoe ...
Tohizo ilay lohahevitra fa tsy natao resaka ifamaliana @ izany lafiny izany akory ny ato, raha tsy diso aho!
19. fijo ( 31/10/2003 09:09)
sady sy mandrahona aho no mahatanty.fa i zandry kely ery ambony no maha kamo ahy.malemy saina loatra.tsy mahafantatra an'i eva.
20. rfanjav ( 31/10/2003 20:25)
i Adama aza voafitaka o!
dia maika raha ianareo!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0588