fa maninn é !
21. fijo
(
04/11/2003 10:41)
i adama izany.noana loatra i lery tamin'izany fotoana izany.ary ianao io moa tena mpamitaka sa ahoana?sa efa voafitaka dia tsy tia bandy intsony?
24. pisobe
(
11/11/2003 09:23)
F'angaha hono efa be voafitaka teto e. Za lou mbola tsy voafitaka zany, fa mba miresaka sy mampiresaka @ fo tsotra e!
Hay ve ka misy fitiavana antenaina eto ry Fijo. Tsy nampoiziko ndray zay!
Hay ve ka misy fitiavana antenaina eto ry Fijo. Tsy nampoiziko ndray zay!
25. fijo
(
12/11/2003 20:34)
misy ka,saingy mila mahay mitily azy.izay voafitaka aloha anazy iny.raha ny efa manambady ve no andrasan'ny sasany,tsy ho lany andro eo izy.
26. oupsyyy
(
12/11/2003 15:49)
Tena misy alou no be mpamitaka am tony fa anajara n ela ihany lesy zama no mitsapa ny alalan ny rano a, ary aza de be sentimaka lotra kou fa mande tsilaim eo ihany io
27. fijo
(
12/11/2003 19:56)
izay mihintsy ka.ary nankaiza daholo ny namana sasany no toa isika telo sisa no ato e?
28. isrine
(
14/11/2003 13:16)
Za alou misy zavatra antenaiko eto e, fa mbola lazaiko anareo @ manaraka! Fa za rehefa mahatsapa fa voafitaka de mbo mamitaka koa e. Fa eto @ namana za tsy mahasaky fa any ambadika any an... Hotrany tena masina be manko ny namana.serasera e. Efa mahamasina azy ny tys fahasahiana mitono-tena.
29. oupsyyy
(
14/11/2003 16:16)
Masina am aoan ary??? Mba tantarao anay hoe in no ataonao refa mamitaka zany fa sao tratra eo kou manko zahay.
Eny toko hoa lesy rafijo fa lasa aiza daolo ny namana sasany fa to sika no tena mameno ty takelaka ty?? Tsy manin lesy fa tonga ho azy eo ihany zareo a
Eny toko hoa lesy rafijo fa lasa aiza daolo ny namana sasany fa to sika no tena mameno ty takelaka ty?? Tsy manin lesy fa tonga ho azy eo ihany zareo a
32. fijo
(
18/11/2003 20:07)
ny picritika anie matetika olona tsy manana hevitra e.ary tsy zatra manao zavatra ko.
33. oupsyyy
(
18/11/2003 15:50)
Zay ndrindra de avy manaratsy zay lazain ny oloan nefa tsy misy hevitra hateraka akory. Zay ihany no mbola mahavoa an'ny gasy
39. rfanjav
(
02/12/2003 12:53)
inona anefa no atahoranareo e, rehefa tsy tonga @ ilay fotoana izy dia efa mazava ho azy izany, any @ hafa indray manome fotoana!
