fa maninn é !

41. rfanjav ( 04/12/2003 14:44)
dia ampiasao indray ny portable,

tsy efa mba mifametraka fotoana matotra tsara kosa ve aloha?!

fa sao dia hoe ginagina ty fa voa!
42. fijo ( 04/12/2003 19:16)
aleo miandry ihany anefa aloa;
43. rfanjav ( 05/12/2003 14:50)
hatr@ firy?

fa ny tena loza dia eny @ sisiny ihany le sipa fa tsy manatona anao nanome fotoana, dia mijery ny fitonantonanao fotsiny no ataony !
44. fijo ( 09/12/2003 11:18)
enao angaha panao an'izany?
45. rfanjav ( 10/12/2003 20:43)
non,

fa mba mahafantatra ihany, tsy ato @ namana aloha e!
46. fijo ( 11/12/2003 10:41)
hay kosa,tsara izany.hendry.
47. bix ( 30/12/2003 15:04)
alamino fa tsara ny soma ny aza sendrany fotsiny eh !! de aleo hilamina dia aleo hisesy hoy ilay ramatoa be
48. fijo ( 30/12/2003 18:31)
aleo hisesy,rehefa tsy tratra andehano kalesy an.io fitapitaka io wa ajanony fa ratsy ry sipa isany o.
49. rinakely1 ( 05/01/2004 13:40)
nareo aza mamitaka anay ko aiza nareo no tsy ataonay!
manao nefa tsy mahazaka , zany ihany no tsy maha lehilahy ny lehilahy!
50. fijo ( 06/01/2004 11:18)
ianareo indray izany no lehilahy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.137