Ny antoko politika sy isika malagasy tia anazy

1. ravatorano ( 14/01/2004 20:54)
Efa maherin'ny 170 any izao ny antoko politika eto Madagasikara.
Ny antony dia tsisy fepetra raisina maoa amin'itony fanorenana anazy tony fa dia rehefa mahavita statut ianao dia miantso mpanao gazety hamoaka ny vaovao dia mampiditra an'iny any amin'ny Ministère wintérieur de mivoaka iny mahazo valiny dé mijoro ny antokoao na dia ianareo mianakavy ao antranonareo ihany aza no mpikambana ao amin'ilay antoko.
Inn ary no ilaina an'ilay antoko ? entina mitady seza na hisolelafana sitrany hahay mba miakatra kely ho lasa konseiillé na minisitra na mambra aminà kabinetrra .....
Tokony mba asiana fepetra sy zavatra takiana ihany ny fanorenana antoko.
Iray izay fa ity koa ny antsika izay mpanao an'io politika io dia izay matanjaka ihany no atevezina.Misy olona marobe nanao politika dia iao ny parcours-ny : pisodia aloha dé lasa arema de niova undd dé avi de niverina arema indray.Izao izy lehiben"ny tim ao amin'ny fokotany misy anazy.Vitsy no wé membre amin'ny antoko iray mandrakizay na mandrapijanony.
Jereo moa fa ny Monima nivaky roa na telo izy izay ; ny onjy iray tsy Mivaky aza nivaky roa dia izay nanaraka an'Itopklà Marojama sy ilay rangà ray tsy tsaroako iny fa nijanonatao amin'ny MMSM taloha.
Jereo ny akfm,ny rpsd tsy lazaina intsony,ny mfm zao efa mivadibadika mila hitresaka , ny arema moa dia io izy efa iharihary ohatran' ny tafika andrefa-tanana io.
Ny panao politika eto mbola fébl tsy mahay miray hina fa raha vao tonga ny fifidianana dia mipatitaka mitady seza dhl.
Milaza fa samy manohana an-dra8 nefa mamingana no tena betsaka.
Maninn raha manohitra tanteraka dé milamina tsisy fihatsarana ivelan'ny tsihy.
Mapmé le mpanao politika é
novalian'i six ny 04/03/2004 12:03
2. kally ( 24/01/2004 20:59)
Angamba tokoyn hasiana lalàna vaovao mametra an'io fa hampidi-doza anie io raha mitohy e!ny vahoaka noho izy be loatra ho kivy ambony ihany dia tsy hifidy intsony dia inona intsony no handeha?Izaho aloha tsy mahay an'io resaka loatra fa dia izay!
3. six ( 04/03/2004 12:03)
ka raha tsy izay tokoa io d mety hitovy isa amin'ny olona mahazo mifidy!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1363