B tsy andraofana ny antoko politika eto ary marina ny voalaza etsy ambony fa tokony hitambatra izay mitovy firehana.Ny mifanohitra amizay no miseho eto mivaky roa,telo ny antoko iray raha vao misy tsy mitovy hevitra ny mpanorina na ny birao politika'ny antoko.Tena tsy manana ny "ethique politique" ry zalà reo
Sady toa tsy hitako izay tena firehana politika tena ananany :tsy hita hoe anakavia ve itony sa ankavanana sa inona no mba tena tanjony,be loatra ka tsy haiko e!fanina sy leo fotsiny aho!