Liste des messages
Liste des messages, inserés par kally, par ordre de date
kally
(
04/05/2009 14:27)
Ha zalah!
Dia variana aho rehefa mba mandalondalo eto ka tsy aritro intsony ny farany.
Mifanasa vangy, dia mifandrangitra, dia mifanompa...no hitako rehefa resaka momba ny toe-draharaham-pirenena no mandeha et...
suite
répondu par Papoose le 05/05/2009 22:46
kally
(
20/11/2008 10:06)
Namidy sa nahofa ny 1.380.000 ha n'i Madagasikara?
Asa izay hevitrareo fa reko io maraina io fa nampanofaina ny koreanina mandritry ny 99 taona 1.380.000 ha amin'ny velaran'i Mdagasikara.
Tsy hitonona ho miaro aho na mandaka an'io fa aleo ny hevitrar...
suite
répondu par xxx le 06/02/2009 06:24
kally
(
27/08/2007 08:14)
Sao mba te hamelona zaza iray ianao?
20cts isaky ny mihinana ny zaza iray, 40 euros ny sakafony herintaona.Tsy izaho akory no mpikarakara fa fampahafantarana fotsiny ny ahy.
http://www.ong-madagascar.org/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND...
suite
répondu par SHOAN le 29/08/2007 18:54
kally
(
15/08/2007 14:31)
Vaovao ho an'izay tsy mahay manao kiraro avo
Ity akia ny vaovao ho an'izay tsy zatra loatra mikiraro avo fa mila misolosolo kiraro hono a!:)
Kiraro mety ovaina avo na iva arak'izay tiana.Aforitra fotsiny ny talons raha mila mihazakazaka na ha...
suite
répondu par kally le 17/08/2007 13:49
kally
(
18/06/2007 07:41)
Nodakany rangahy
Dia tapaka ny hevitr'i Ségo ka dia nodakàny hiala ny trano i François Hollande.Nasainy nangoron'entana sy hiaina ny fiainany any ivelany....
suite
répondu par Fiffi le 25/06/2007 19:20
kally
(
21/05/2007 07:21)
Ségolène nisy oreillette hono?
http://www.dailymotion.com:80/related/3168818/video/x1wne8_loreillette-de-segolene-au-debat/1...
suite
répondu par Fiffi le 28/05/2007 09:11
kally
(
30/04/2007 16:39)
Maty tanora loatra...
Na dia tsy mpakafy azy manokana aza aho dia nalahelo kely ihany raha nandre fa maty aninkeheo maraina i Grégory Lemarchal.Mandalo marina ny fiainana......
suite
répondu par ikalapeta le 06/05/2007 00:56
kally
(
14/04/2007 16:26)
Tsy ratsy kosa an!
Hitako tany am-pihodinkodinana tany sao mba mahaliana anareo.
http://tanatest.blogspot.com/...
suite
répondu par simplex le 14/04/2007 18:04
kally
(
01/04/2007 09:41)
Aiza ary no mety hahitako an'ity?
Reko fa misy brochure tena vita milay mikasika an'i Madagasikara ho an'ny mpikarakara ny fizahan-tany.Tsy tadidiko tsara na Travel directory na travel planner ny anaran'izy io.Iza no mahalala an'io di...
suite
répondu par SOBIKA le 02/04/2007 10:32
kally
(
14/03/2007 11:21)
Inona no tena manja any?
Hono ho'a e! Raha ho any aminareo namana tsirairay avy izao, any amin'ny tanàna misy anareo any an!
Dia inona no tena zavatra mahafinaritra hitanareo hoe tena tokony mba tsy maintsy jerena any?
Iza...
suite
répondu par sakaizakely le 15/03/2007 17:24
kally
(
22/02/2007 18:55)
Fampianarana ao Madagasikara ahoana marina?
Gaga aho raha nahita ny fomba vaovao enti-mampianatra ny ankizy any @ fanabeazana fototra amin'izao.Asa na ny hahadonendrina ny ankizy no tanjona na ahoana fa dia tsy rariny loatra!...
suite
répondu par lila le 02/04/2007 10:47
kally
(
07/01/2007 14:42)
Fa inona marina ary?
Dia variana ihany aho indraindray hoe fireharehana ve ? tsy fifanajana ve? Fahamaizana hiresaka fotsiny ka tsy miraharaha na azon’ny hafa ny tiana ho lazaina na tsia? Sa fisehoana ho tsy mahay miten...
suite
répondu par melody le 18/01/2007 15:22
kally
(
17/10/2006 11:39)
Mangina be ry lehiretsy a!
Asa na maninona na maninona ho'a fa tsy mety maheno radio vazo gasy intsony aho e? Tsy misy feo intsony mivoaka avy ao efa hatramin'ny volana septembre.
Mandeha any @ takelaka hafa any aho anefa afa...
suite
répondu par vale le 21/10/2006 13:19
kally
(
18/06/2006 18:42)
Sao hiravaka kadradraka be gasy?
Noravahan-dry zareo cristaux Swarovski ny karazana kadradraka be velona avy any an-tanàna, dia nataony firavaka, maharitra herintaona eo hono ny fahavelomany raha mba te-hiravaka ianao. http://www.b...
suite
répondu par rakaroka le 08/08/2006 09:20
kally
(
04/05/2006 15:48)
Namana roa ihany
Raha manana safidy ianareo hiresadresaka @ namana roa ato (hiaramisakafo sy hiresadresaka ohatra) dia iza no ho fidianareo? Roa ihany raha be an!...
suite
répondu par ari.malala le 10/05/2006 11:22
kally
(
19/03/2006 11:39)
Fampidirana sary
Isan'ny zavatra mahafinaritra mihitsy ny mijery ny sarin'ireo namana eto, dia isaorana anareo mazoto mametraka :wink:
Fa ny mahakamo kosa ho'a lasa maromaro mihitsy ny mametraka sarin'ny mpihira n...
suite
répondu par yonikafopl le 03/04/2006 12:51
kally
(
14/01/2006 07:15)
Fianakaviana iray manontolo no maty
Naheno aho fa nisy an'io vaovao nampalahelo io nitranga tany Frantsa (tany Avignon), fianakaviana gasy (9 mianaka) no voalaza fa maty sempotry ny gazy karbônika.Mampalahelo sady any an-tany lavitra a...
suite
répondu par fasaly le 05/03/2006 09:38
kally
(
02/01/2006 16:37)
Fampitahana tsotsotra
Ary hono ho'a e? Mba inona ny fiaranareo dia inona no itiavanareo azy dia inona no tsy itiavanareo azy?Mba tsy maintsy lazaina daholo ny tsininy sy izay mba tena masaka aminy an!
...
suite
répondu par rakotoxyz le 27/01/2006 17:56
kally
(
03/12/2005 11:37)
Mitady mpiasan'ny Topo na cadastre Anosy
Misy namako izay ho'a tsy hitako intsony niasa tao Anosy tao fa raha sendra mba misy miasa ao ianareo namana dia mba anoraty aho fa tsy tiako antsoina eto ny anaran'ilay olona fa sao tsy tiany. Misaot...
suite
répondu par fijo le 16/12/2005 21:40
kally
(
04/11/2005 19:03)
Andao hifanakalo fika
Samia mba milaza izay torohevitra mahasoa hampamiratra ny ao an-trano eto e!
Ohatra hoe rehefa manasa fitaratra dia asiako ammoniaque kely rano anasana azy dia gazety no hanamainako azy dia mamiratra...
suite
répondu par Sorate le 16/02/2006 10:04
