Inona no tena manja any?

1. kally ( 14/03/2007 11:21)
Hono ho'a e! Raha ho any aminareo namana tsirairay avy izao, any amin'ny tanàna misy anareo any an!
Dia inona no tena zavatra mahafinaritra hitanareo hoe tena tokony mba tsy maintsy jerena any?
Izany hoe maty antoka raha tsy nahita an'io nefa nandalo tany!:-*:-*:-*
2. booboo ( 14/03/2007 11:26)
Aty aminay :

-mandehandeha an-tongotra na bisikleta manaraka morondranon'ny renirano Yonne (kms maromaro)
3. fasaly ( 14/03/2007 11:57)
euh eto aminay kalou tsy de itako lotra zé hoe hanenenana ny tsy hahita azy e! hihih euhh sauf ny Roi ngamba sy ny Reine!!!
4. booboo ( 14/03/2007 12:01)
fasaly > aizaaaaaaa, zà klou manenina raha tsy mifanabe tava @ Fasaly e hihihihihihi :-*
5. majakely ( 14/03/2007 13:21)
fasaly any Oostende sy bouillon mbo tsaratsara ihany ,,aty aminay kosa dia reny moron-drano(au bord du lac) reny no mba tiako ,,rah vao misy rano ho lalaoviko ny ahy zay de sambatsambtra za na aiza io na aiza ,zay ngamba no mahafehy azy
6. Rasiligaoma ( 14/03/2007 13:29)
ny aty aminay dia ny misotro betsabetsa sy ny mihinana soanambo no manja eee
7. Samoana ( 14/03/2007 13:34)
kally/ matiantoka ndry... raha tsy mahita ahy fa tsy mahita lalana. hihihi izay no mba eritreritro sendra nandalo voalohany:-D.

Ankoatra izay dia ny calanques: roche calcaire avo an-tsisin-dranomasina. Tsy maintsy vonona @ dia-tongotra elaela

8. andrea ( 14/03/2007 13:36)
ny aty aminay 'canal st martin .. ireo tente menamena bestaka amoron-dalàna (association don quichotte ....)!
9. mbaliana ( 14/03/2007 14:05)
ny aty aminay dia i Vatican .. mazava ho azy....dia ny colyséo (ruine) na dia tena hoe tsy dia ohatrohatry zay aza...dia ny fiangonana maro isan-karazany naorina tamin'ny fahagola :roll:
10. sitlo ( 14/03/2007 14:07)
Ny aty aminay internet, manenina ianao ra tsy mahita internet
11. andrea ( 14/03/2007 14:24)
ny aho ampiko hoe : internet mahita an'i sitlo.
manenina ianareo rehefa ilaozan'i sitlo .. izy manko be mpitia de mora manadino
12. sitlo ( 14/03/2007 14:32)
za koa tia basy atifi-kavana :lol:

Dia ny aty koa ny triangle de Bermude, tsy sahy aleha fa henoheno fotsiny.
13. kally ( 14/03/2007 14:46)
Fasaly>Indry angaha tsy mandeha any @ Ardennes, sy mihinana fraises any Wepion no hoe ratsy any?Ny mikado eny De Panne sy ny moules eny Koksijde manginy fotsiny? Bruges sy ny Barrage de la Gileppe? Na mihinana Leonidas farahalikamatiny eo akaikin'i Manneken Pis:lol:

Hay! misaotra ry reto sady mbola tohizo ihany fa mampi-te handeha be izy izany!
14. Samoana ( 14/03/2007 14:59)
kally/ fasaly mande fety gasy dia efa ampy ho an'ny fahasambarany kouh:wink:
15. andrea ( 14/03/2007 15:15)
samoana >>>> ouiiiiii rns na tovozay, na seraraka, na iza kou mou ?! avec un DJ special "namana eto " ... ..
16. Stretch ( 14/03/2007 17:32)
a ii iii !
aiza aby aby zany misy anareo zany fa tô anarantany sarotra be aby.
ôtrany any andafy daôly matoa tsy fantatro.

tongava daôly aty aminay aty moramanga fa mora ny manga sady mandavataona ôtran'ny akonjo:-D

hanenina nareo ra tsy mividy refa miantso le pivarotra oe :=)) manga eto mora madama a !
17. mbaliana ( 14/03/2007 18:03)
stretch> hahhahhahhahahaa
18. vale ( 14/03/2007 18:14)
kally::wink: tour eiffel ky a,hihihihi
19. Stretch ( 14/03/2007 18:28)
karynah > io kay io misababaka be io k'ty

tour eiffel io e !
tô mapitaotra a k'ty.
six e !
haintsohaintso taranja mianga avy aty am fototra.
20. vale ( 14/03/2007 18:38)
six:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642