Inona no tena manja any?
24. fasaly
(
14/03/2007 18:58)
mbaliana:
ny aty aminay dia i Vatican .. mazava ho azy....dia ny colyséo (ruine) na dia tena hoe tsy dia ohatrohatry zay aza...dia ny fiangonana maro isan-karazany naorina tamin'ny fahagola :roll:
zà efa nahita fa tsy nanenina fa nanenina kosa tsy nahita an'i benoit 16 fa lay tary am lac alou tsy hadino mitsy:-D:-D:-D:-D
25. fasaly
(
14/03/2007 18:59)
andrea:
ny aho ampiko hoe : internet mahita an'i sitlo.
manenina ianareo rehefa ilaozan'i sitlo .. izy manko be mpitia de mora manadino
marina io! vao mahita ny akanga tsara soratra sy ny vao de manadino ny akoho tamà-trano zany ve de mbo tiko:?
26. fasaly
(
14/03/2007 19:01)
kally:
Fasaly>Indry angaha tsy mandeha any @ Ardennes, sy mihinana fraises any Wepion no hoe ratsy any?Ny mikado eny De Panne sy ny moules eny Koksijde manginy fotsiny? Bruges sy ny Barrage de la Gileppe? Na mihinana Leonidas farahalikamatiny eo akaikin'i Manneken Pis:lol:
Hay! misaotra ry reto sady mbola tohizo ihany fa mampi-te handeha be izy izany!
hahahahaha! hain'i kia kally aby ny coin coin mahafinartra rehetra! ny mikado alou raha tsy votsina ny kibo tsy miala raha eny baneux eny e! de somary mivavaka kely eo am masin'i maria eo lou refa voky;-)
27. fasaly
(
14/03/2007 19:02)
Samoana:
kally/ fasaly mande fety gasy dia efa ampy ho an'ny fahasambarany kouh:wink:
ié marina zany ry samoana a! mank ahy mitsy io fety gasy io nefa zà gasy ia fety be! aiza kou tsy mahita mitsy ve nama aty aminay raha tsy mandeha mi deplace any paris nefa ny tgv lafo velona:x
28. tynah
(
14/03/2007 19:42)
ny aty aminay anjely grise fa tsy maity tsony fa efa nolokoina izy zao.d refa zoma hariv d eo am palais des sport doly d avy eo mivadika eny am 13 mai fa tsy manao pointe tsony kalongany eh!!! fa refa tsy te handeh lavitra d eo talatamaty mihinana brochette d mihirahira d mimemeh , d refa week end d manjono fa aty aminay misy lac tena tsara be mintsy kah ho avy ve nareo eh!!!:-*
29. kelly13
(
14/03/2007 19:52)
ie, ho avy fa an'eritreritra fotsiny :?
aty @nay indray d ny lapan'ny fosa (chateaurenard) d feno lohana fosa ny tanana (sary vongana io an)
aty @nay indray d ny lapan'ny fosa (chateaurenard) d feno lohana fosa ny tanana (sary vongana io an)
30. sitlo
(
14/03/2007 20:02)
andrea:
ny aho ampiko hoe : internet mahita an'i sitlo.
manenina ianareo rehefa ilaozan'i sitlo .. izy manko be mpitia de mora manadino
fasaly:
marina io! vao mahita ny akanga tsara soratra sy ny vao de manadino ny akoho tamà-trano zany ve de mbo tiko:?
ahoana koa ary ireto saro-piaro iray trano ireto.
Eo fa omeko bizn'oroka indry :* :*
33. Stretch
(
14/03/2007 20:21)
za zao manisa ny mpampiaraka eto am serasera ny mpampirafy sy ny mpitsôdatsôda .
manga eto mora madama a !:-D
manga eto mora madama a !:-D
35. Stretch
(
14/03/2007 20:40)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 14-03-2007 15:32:33
Lohateny : Re : Inona no tena manja any?
za koa tia basy atifi-kavana
za konkou!
Lohateny : Re : Inona no tena manja any?
za koa tia basy atifi-kavana
za konkou!
36. fasaly
(
14/03/2007 20:45)
kelly13:
ie, ho avy fa an'eritreritra fotsiny :?
aty @nay indray d ny lapan'ny fosa (chateaurenard) d feno lohana fosa ny tanana (sary vongana io an)
kelly: :-D:-D:-D matawatsa njay zà ny ho any amnjy fa tsy hifosfosa dool ve zany zao ny oul any raha izany refa mandalo ny vahiny:-D:-D
sitlo::wink::-*:*